|
|
|
|

Entry (1/7)1  baka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] voninahitra [Tambahoaka, Taisaka, Tanala]
4  [1.78] hasina [Taisaka]
5  [1.78] haja [Tanala]
6  [1.1, 1.62] voninahitra
7  [1.62] boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay
Explanations in English  8  [1.2] honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]
Explanations in French  9  [1.3] honneur, réputation
10  [1.82] honneur [Taisaka]
Examples  11  [1.1] Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo
All compound words 

Entry (2/7)17  baka
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.62] voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo

Entry (3/7)20  baraka
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.13] elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana
Explanations in French  23  [1.13] hymen
All compound words 
Vocabulary  28  Biology
Synonyms  29  sarom-pivaviana

Entry (4/7)30  baraka
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32  [1.78] henatra [Betsimisaraka, Sihanaka]
Derivatives 
Passive verbs :

Entry (5/7)34  baraka
Part of speech  35  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  36  [1.78] hatramin' [Betsimisaraka]
All compound words 

Entry (6/7)38  Baraka
Part of speech  39  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  40  [2.996] Barak
Explanations in French  41  [2.996] Baraq
Examples  42  [2.996] Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
Vocabulary  43  Holy Scriptures
Biblical quotes  44  Chapters and verses mentioning Baraka
Article  45  Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly

Entry (7/7)46  Barakà
Part of speech  47  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  48  [2.996] Berachah
Explanations in French  49  [2.996] Beraka
Vocabulary  50  Holy Scriptures
Synonyms  51  beraka
Biblical quotes  52  Chapters and verses mentioning Barakà

Anagrams  53 Bakara, 54 Barakà, Baraka, baràka, baraka, 55 karaba, 56 rabaka

Updated on 2025/09/13