| Entry (1/7) | 1 baràka | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   voninahitra [Tambahoaka, Taisaka, Tanala]
 [1.78] 4 hasina [Taisaka] [1.78] 5 haja [Tanala] [1.78] 6 voninahitra [1.1, 1.62] 7 boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62] | 
| Explanations in English | 8   honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2] | 
| Explanations in French | 9   honneur, réputation [1.3] 10 honneur [Taisaka] [1.82] | 
| Examples | 11   Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo
[1.1] | 
| All compound words | 12 5 combinations of this word | 
| Entry (2/7) | 13 baràka | 
| Part of speech | 14 noun | 
| Explanations in Malagasy | 15   voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62] | 
| Entry (3/7) | 16 baraka | 
| Part of speech | 17 noun | 
| Explanations in Malagasy | 18   elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13] | 
| Explanations in French | 19   hymen [1.13] | 
| All compound words | 20 4 combinations of this word | 
| Vocabulary | 21 Biology | 
| Synonyms | 22 sarom-pivaviana | 
| Entry (4/7) | 23 baraka | 
| Part of speech | 24 noun | 
| Explanations in Malagasy | 25   henatra [Betsimisaraka, Sihanaka]
 [1.78] | 
| Derivatives | 
 | 
| Entry (5/7) | 27 baraka | 
| Part of speech | 28 adverb [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 29   hatramin' [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| All compound words | 30 barakizay | 
| Entry (6/7) | 31 Baraka | 
| Part of speech | 32 name (biblical) [Full list] | 
| Explanations in English | 33   Barak [2.996] | 
| Explanations in French | 34   Baraq [2.996] | 
| Examples | 35   Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly;
[2.996] | 
| Vocabulary | 36 Holy Scriptures | 
| Biblical quotes | 37 Chapters and verses mentioning Baraka | 
| Article | 38 Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly | 
| Entry (7/7) | 39 Barakà | 
| Part of speech | 40 name (biblical) [Full list] | 
| Explanations in English | 41   Berachah [2.996] | 
| Explanations in French | 42   Beraka [2.996] | 
| Vocabulary | 43 Holy Scriptures | 
| Synonyms | 44 beraka | 
| Biblical quotes | 45 Chapters and verses mentioning Barakà | 
| Anagrams | 46 Bakara, 47 baràka, Baraka, baraka, Barakà, 48 karaba, 49 rabaka | 
| Updated on 2025/10/18 |   |