|
|
|
|

Entry1  an-karanany
Elementary words  2 harana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4 (any anaty haranany) Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany [1.1]
Explanations in English  [ankaranany] 5 as yet undisclosed; as yet unfinished, not yet hatched; not yet ready [1.7]
Explanations in French  [ankaranany] 6 (lit. dans la coque) projet en herbe, encore dans l' oeuf; pas encore au point [1.8]
Examples  7  kolikoly any amin' ny ladoany, eo ambany fiarovan' ny mpanao politika sy ny manam-pahefana ambony, izay raharaha tena tafavoaka an-gazety vonoina ankaranany; [4.27#]

Updated on 2025/09/12