|
|
|
|

Entry1  anakantsaina
Elementary words  2  anaka, 3  saina
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5  Any antsaina, any an' eritreritra fotsiny: Ndeha hohaniko io paiso io, hoy izy anakantsainy [1.1]
Explanations in French  6  [anakan-tsaina] dans l'esprit [1.3]
Analogs  7  anakampo

Anagrams  8 anakantsaina, 9 anatsikanana

Updated on 2025/09/12