Entry | 1 antsiraka |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Root | 3 tsiraka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] [an-tsiraka]
amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao |
Explanations in English |
5 [1.7] in the coastal regions |
Explanations in French |
6 [1.8] dans les régions côtières |
Examples |
7 [2.5#] Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana.
|
Derivatives |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |