|
|
|
|

Entry1  ampahafito
Part of speech  2  noun
Root  3  fito
Explanations in Malagasy  4  [1.1#65] [ampahafito] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina fito: Enina ny roa ampahafiton' ny iraika amby roapolo
Explanations in English  5  [1.2#191] [ampahafitony] the seventh part.
Explanations in French  6  [1.3#174, 1.5#119] [ampahafitony] la septième partie
Examples  7 
Morphology 
8  Simple :
All compound words 
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Analogs  11  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato

Updated on 2025/09/12