|
|
|
|

Entry1  afondolo
Elementary words  2 afo, 3 lolo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
Explanations in English  [afon-dolo] 6 The Ignis fatuus [1.2]
Explanations in French  7 feu follet [1.3]
Synonyms  8 afon' ny matoatoa, afonanahary, afonangatra

Updated on 2025/10/31