| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : tombon-dalana | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Tombondalana no an' ny maty, fa ny lalan-kiraisana ihany [1.1 #525] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | enti-milaza ny fahafatesana mpahazo ny manana aina, izay samy mbola hodiavin' ny sisa rehetra ihany koa [1.1 #525] | ||||||||||||||||||||
| Proverbs : tombondalana | |||||||||||||||||||||

|
|