| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : Tankay | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Antakay milañona: tsy Antankay milanona, tsy | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Antankay mivory tsy ialan' izay fotsy maso. Ny mikapo-bary eny am-pamoloana no dia mahafotsy ny mason' ny ankabeazan' ny Antankay (Bezanozano). Saiky fotsy maso an' ila avokoa ny ankamaroan' izy ireny. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Tsy Tankay aho ka tsy hahalala dian-dambo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Olona mahalala ny ataoko aho. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|