Index

Proverbs : tanantsotro

Proverb Tsy maty raha tsy ianjeran' ny tanantsotro. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza olona faran' izay kanosa ka zavatra bitika kely dia heveriny hahafaty azy. [Rajemisa 1985]

Index