Entry tanantsotro (tanana, sotro)
Part of speech noun
Malagasy definition fitoerantsotro mihantona; haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin' ny andry afovoan-trano tsy lavitra ny fatana, na eo ambonin' ny fatana mihitsy [Rajemisa 1985]
Quotes 

2012/07/24