Index

Proverbs : rangotra

Proverb Rangotra tsy nikoriana, fa nikentrona ; fa raha nikentrona izany, dia boka. [Cousins 1871 #2751]

Proverb Tavy rangotra : mavorok’ ela. [Samson 1965 #T45]

Proverb Tso-dranon-tsaka, ka miharo rangotra ihany. [Rinara 1974 #4467]

Index