| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : mpitarika | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Bingo ny mpitarika ka tailam-pamindra ny mpanaraka. [2.558 #903]
Bingo ny mpitarika ka tsy mahitsy fandeha ny mpanaraka. [2.415 #762, 2.653 #772, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Izay toetra sy fihetsiky ny mpitondra ihany no toetra sy fihetsiky ny olona entina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Conduit par un bancal on ne marche pas droit. [2.415 #762] | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Se disait des inférieurs conduits par de mauvais chefs et qui leur ressemblaient. [2.415 #762] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|