Entry fandeha (leha)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny
¶ Dia: Adanodano ny fandehanao
¶ Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao?
¶ Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [Rajemisa 1985]
French definition la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [Abinal 1888]
Morphology 
fandeha
fandehako
fandehanao
fandehany
fandehantsika
fandehanay
fandehanareo
fandehan'
fandehan-
fandeham-
-pandeha
-pandehako
-pandehanao
-pandehany
-pandehantsika
-pandehanay
-pandehanareo
-pandehan'
-pandehan-
-pandeham-
Quotes 

Entry fandeha
Part of speech conjunction [full list]
English definition yet, but. See nefa. [Richardson 1885]
Analogues  kandeha ~ nefa

2013/12/07