Index

Proverbs : mitokelaka

Proverb 1Banga mihomehy ka any ivoho vao mitokelaka. [2.558 #842]
Banga mihomehy : miamboho vao mitokelaka. [2.415 #6447, 2.653 #730, 1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza ireo olona mba mahalala menatra ihany ka tsy sahy mampiseho ny toetra ratsy imasom-bahoaka. [1.1]
French translationÉdenté qui rit : il se retourne pour éclater de rire. [2.415 #6447]
French interpretationIl serait confus de montrer sa bouche sans dents. [2.415 #6447]

Index