| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : mifandaka | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Toy fihavanan-jaza : raha miady, toa hifandaka ; fa raha mihavana, toa tsy hisaraka. [2.974 #427]
Toy ny fihavanan-jaza : miady toa tsy hiombona, ary raha mihavana toa tsy hisaraka. [2.558 #4279] Toy ny fihavanan-jaza : raha miady, toa hifandaka ; fa raha mihavana, toa tsy hisaraka. [2.653 #3192] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Amitié d’enfants : la querelle semble aller jusqu’aux coups de pied; l’entente paraît sans retour. [2.974 #427] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|