| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : manasakaiza | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Aza manasakaiza vahiny. [2.165 #204]
Aza manasakaiza vahiny, sao mbola tia dia ilaozany. [2.558 #652] Manakaiza vahiny; mbola tia ka ilaozany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza fa tsy tokony hiraiki-po amin' izay olona tsy manao afa-tsy mandalo. [1.1]
Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Ne prenez pas pour amis des étrangers. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|