Proverbs : mafampana

Proverb3234 Mafampana hoatry ny ratsy ataon-kavana . [Veyrières 1913 #1091]
Mafanafana ohatra ny ratsy ataon-kavana . [Houlder 1895, Rajemisa 1985]
Mafanafana sahala amin' ny latsa ataon-kavana . [Rinara 1974 #1829]
Mafanafana sarotra inoana tahaka ny ratsy ataon-kavana . [Rinara 1974 #1830]
Mafanafana , toy ny ratsy ataon-kavana . [Cousins 1871]
Maharary hoatry ny ratsy ataon-kavana . [Veyrières 1913 #1091]
Mahararirary , toy ny ratsy ataon-kavana . [Cousins 1871 #1409, Nicol 1935 #364]
Malagasy interpretation Rehefa ny havana izay tena tokony hanampy no manisy ratsy dia tena mangidy tokoa fa tsaroan' ny aina ka mafana sy manempotra. [Rajemisa 1985]
French translation Excessivement sensible, comme les mauvais procédés d’un parent. [Nicol 1935 #364]
Pénible comme le mal fait par un parent. [Veyrières 1913 #1091]
Pénible (litt. assez chaud) comme le mal fait par des parents (ou amis). [Houlder 1895]
French interpretation On sent plus vivement les mauvais traitements lorsqu'ils viennent des parents. [Veyrières 1913 #1091]

Index