| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs quoting the word : bitsibitsika | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Bitsibitsiky ny lava nify, ny lavitra indray no mandre aloha. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza izay rehetra toa bitsibitsihina, nefa henon' ny olona lavidavitra ny tena ihany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|