Proverbs : aramy

Proverb7505 Tsy hotroñina karaha ñy ara-my , ary tsy rangaina karaha ñy ramihavoña , fa izañy manam-pañahy na dia bitika aza dia ray aman-drenin' olona . [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Tsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [Houlder 1895]

Index