Proverbs : angalana

Proverb282 Ambarivatry nafafy amy ny tany: tsy very , fa miverina amin’ izay nangalany azy. [Cousins 1871 #122]
Ambarivatry nafafy amin' ny tany : tsy very , fa miverina amin' izay nangalana azy. [Rinara 1974 #17]
Amberivatry nafafy amin' ny tany : tsy very , fa miverina amin' izay nangalany azy. [Veyrières 1913 #2166]
French interpretation Ambrevades semées en terre : elles ne sont pas perdues, elles reviennent à l' endroit où on les a prises. [Veyrières 1913 #2166]

Index