Index

Proverbs : andritana

Proverb Ny fitia tsy hanjary ve no andritana aina? [Rinara 1974 #3005]
Ny fitia tsy ho lany no andritana ny aina. [Veyrières 1913 #5119, Cousins 1871 #2237]
French translation Un amour inépuisable dessèche la vie. [Veyrières 1913 #5119]
French interpretation Dépérir d'amour. [Veyrières 1913 #5119]

Index