Proverbs : ampandihizina

Proverb1406 Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary . [Houlder 1895 #36]
Mpisikidy mila voatsiary : ny marary indray no ampandihizina . [Cousins 1871 #1989]
Toy ny mpisikidy mila voatsiary : ny marary no ampandihizina . [Cousins 1871 #3215]
French translation Ne demandez pas l' impossible comme le devin voulant faire danser le malade (avant de lui prédire son rétablissement). [Houlder 1895]

Index