Proverbs : alofisaka

Proverb3939 Matavy sarin' alobotra , mahia sarin' alofisaka . [Rinara 1974 #2169]

Proverb5213 Ny iray alobotra tsy mahafatifaty , ny iray alofisaka tsy mahamailamailaka , ka aza mifanebaka fa samy aretina . [Rinara 1974 #3037]

Index