Index

Proverbs : alobotra

Proverb 1Matavy sarin' alobotra, mahia sarin' alofisaka. [2.558 #2169]

Proverb 2Ny iray alobotra tsy mahafatifaty, ny iray alofisaka tsy mahamailamailaka, ka aza mifanebaka fa samy aretina. [2.558 #3037]

Proverb 3Nojeren-davitra naharenoka, fa nony nihaona : ny iray rombina, ny iray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [2.558 #2809]
Raha nojeren-davitra toa soa; kanjo nony nakekena: ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [2.165]

Index