Proverbs : alobotra

Proverb3930 Matavy sarin' alobotra , mahia sarin' alofisaka . [Rinara 1974 #2169]

Proverb5201 Ny iray alobotra tsy mahafatifaty , ny iray alofisaka tsy mahamailamailaka , ka aza mifanebaka fa samy aretina . [Rinara 1974 #3037]

Proverb5754 Nojeren-davitra naharenoka , fa nony nihaona : ny iray rombina , ny iray alobotra , ka Ramahafohiliaka no anarany. [Rinara 1974 #2809]
Raha nojeren-davitra toa soa ; kanjo nony nakekena : ny anankiray rombina , ary ny anankiray alobotra , ka Ramahafohiliaka no anarany. [Houlder 1895]

Index