Compound words (31) |
1 aham-baravarana 2 ambaravarana 3 ariranom-baravarana 4 elom-baravarana 5 fanaovana hidim-baravarana 6 fotsy varavarana 7 izao miankandrefam-baravarana izao 8 kapilam-baravarana 9 kodiam-baravarana 10 lela varavarana 11 mandom-baravarana |
12 mandondom-baravarana 13 manondro varavarana 14 migaona ny varavarana 15 ny miankandrefam-baravarana 16 nivoaka ny varavaran-kazo ka niditra ny varavaram-bato 17 sakam-baravarana 18 takola-baravarana 19 tokonam-baravarana 20 varavaram-bavahady 21 varavarambe 22 varavara-miandraikitra |
23 varavarana ivelany 24 varavarana mirindrina mora vohaina 25 varavarana misy ampanoa 26 varavarana mivoha ankavanana 27 varavarana mivoha ankavia 28 varavarana takela-petaka 29 varavarana tory hisatra 30 varavaran' efitra 31 varavarankely |
Toponyms (1) | 32 Ambaravarambato |
![]() |