| Entry | 1 izao miankandrefam-baravarana izao |
| Elementary words | 2 izao, 3 miankandrefana, 4 varavarana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 ny olo-miaina rehetra tsy ankanavaka: Mionòna, tompoko, hoy ny mpamangy fahoriana, fa entin' ny miankandrefam-baravarana izao [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|