|
|
|
|

Entry1  mandondom-baravarana
Elementary words  2 mandondona, 3 varavarana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ny olona mandona varavarana alohan' ny hiditra ao an-trano no sady manao haody.
6 mangataka zazavavy ho vady any amin' ny ray aman-dreniny. [1.1]
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02