| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.21 | Unto Shem> also, the father of all the children of Eber, the brother of Japheth> the elder, even to him were children born. | Dia niteraka koa Sema, rain' ny zanak' i Ebera rehetra rahalahin' i Jafeta, izay zokiny. | Dia nitera-dahy koa Sema, rain' ny zanak' i Ebera rehetra, sy zokin' i Jafeta. | Une descendance naquit également à Sem>, l' ancêtre de tous les fils de Éber et le frère aîné de Japhet>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.24 | And Arphaxad> begat Salah>; and Salah> begat Eber. | Ary Arpaksada niteraka an' i Sela; ary Sela niteraka an' i Ebera. | Arfaksada niteraka an' i Sale, ary Sale niteraka an' i Ebera. | Arpakshad> engendra Shélah> et Shélah> engendra Éber. | 
| Gen / Jen 10.25 | And unto Eber were born two sons: the name of one was Peleg>; for in his days was the earth divided; and his brother' s name was Joktan>. | Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran' ny iray natao hoe Palega, satria tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran' ny rahalahiny. | Roa lahy no zanak' i Ebera, ka Falega no anaran' ny anankiray, fa tamin' ny androny dia voazara ny tany, ary Jektàna no anaran' ny rahalahiny. | A Éber naquirent deux fils : le premier s' appelait Péleg>, car ce fut en son temps que la terre fut divisée, et son frère s' appelait Yoqtân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 11.14 | And Salah> lived thirty years, and begat Eber: | Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan' i Sela, dia niteraka an' i Ebera izy. | Rahefa telo-polo taona ny andro niainan' i Sale dia niteraka an' i Ebera izy. | Quand Shélah> eut trente ans, il engendra Éber>. | 
| Gen / Jen 11.15 | And Salah> lived after he begat Eber four hundred and three years, and begat sons and daughters. | Ary ny andro niainan' i Sela taorian' ny niterahany an' i Ebera dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. | Ary mbola velona telo amby efa-jato taona Sale taorian' ny niterahany an' i Ebera, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. | Après la naissance de Éber>, Shélah> vécut quatre cent trois ans et il engendra des fils et des filles. | 
| Gen / Jen 11.16 | And Eber lived four and thirty years, and begat Peleg>: | Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan' i Ebera, dia niteraka an' i Palega izy. | Rahefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan' i Ebera dia niteraka an' i Falega izy. | Quand Éber> eut trente-quatre ans, il engendra Péleg>. | 
| Gen / Jen 11.17 | And Eber lived after he begat Peleg> four hundred and thirty years, and begat sons and daughters. | Ary ny andro niainan' i Ebera taorian' ny niterahany an' i Palega dia telo-polo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. | Ary mbola velona telo-polo sy efa-jato taona Ebera, taorian' ny niterahany an' i Falega, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. | Après la naissance de Péleg>, Éber> vécut quatre cent trente ans et il engendra des fils et des filles. | 
| 
 | 
|  | Numbers | Fanisana na Nomery | Fanisana | Les Nombres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Nom / Fan 24.24 | And ships shall come from the coast of Chittim>, and shall afflict Asshur>, and shall afflict Eber, and he also shall perish for ever. | Ary hisy sambo avy any amin' ny tany Kitima, dia hampietry an' i Asyra sy Ebera, ka ho lany ringana no hiafarany. | Mampahory an' i Asora, mampahory an' i Hebera, Fa efa raikitra fa ho ringana koa izy. | des vaisseaux du côté de Kittim>. Ils oppriment Assur>, ils oppriment Ébèr>, lui aussi périra pour toujours. " | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.18 | And Arphaxad> begat Shelah>, and Shelah> begat Eber. | Ary Arpaksada niteraka an' i Sela; ary Sela niteraka an' i Ebera. | Arfaksada niteraka an' i Sale, ary Sale niteraka an' i Hebera. | Arpakshad> engendra Shélah> et Shélah> engendra Éber>. | 
| 1Tt / 1Tan 1.19 | And unto Eber were born two sons: the name of the one was Peleg>; because in his days the earth was divided: and his brother' s name was Joktan>. | Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran' ny iray natao hoe Palega, satria tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran' ny rahalahiny. | Roa no zanakalahy naterak' i Hebera: ny anaran' ny anankiray dia Falega, fa tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary ny anaran' ny rahalahiny kosa dia Jektana. | A Éber> naquirent deux fils : le premier s' appelait Péleg>, car ce fut en son temps que la terre fut divisée, et son frère s' appelait Yoqtân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.25 | Eber, Peleg>, Reu>, | Ebera, Palega, Reo, | Hebera, Falega, Regao, | Éber>, Péleg>, Réu>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 5.13 | And their brethren of the house of their fathers were, Michael>, and Meshullam>, and Sheba>, and Jorai>, and Jachan>, and Zia>, and Heber>, seven. | Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy. | Ny rahalahin' ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia Mikaela, Mosolama, Sebe, Joraì, Jakàna, Zie ary Hebera, fito izy. | Leurs frères, par familles : Mikaèl>, Meshullam>, Sheba>, Yoraï>, Yakân>, Zia>, Éber> : sept. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 8.12 | The sons of Elpaal>; Eber, and Misham>, and Shamed>, who built Ono>, and Lod>, with the towns thereof: | Ary ny zanakalahin' i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an' i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; | Zanakalahin' i Elfaala: Hebera, Misaama ary Samada, izay nanorina an' i Onao sy Loda mbamin' ny tanàna momba azy. | Fils d' Elpaal> : Éber>, Mishéam> et Shémed> : c' est lui qui bâtit Ono>, et Lod> avec ses dépendances. | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 12.20 | Of Sallai>, Kallai>; of Amok>, Eber; | ny avy tamin' i Salay dia Kalay; ny avy tamin' i Amoka dia Ebera; | Kelai avy amin' i Selai; Hebera avy amin' i Amòka; | famille de Sallaï> : Qallaï>; famille d' Amoq> : Eber>; | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Luke | Lioka | Lioka | L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 3.35 | Which was the son of Saruch>, which was the son of Ragau>, which was the son of Phalec>, which was the son of Heber>, which was the son of Sala>, | zanak' i Seroga, zanak' i Reo, zanak' i Palega, zanak' i Ebera, zanak' i Sela, | zanak' i Saroga, zanak' i Reo, zanak' i Falega, zanak' i Hebera, zanak' i Salè, | fils de Sérouch>, fils de Ragau>, fils de Phalec>, fils d'Éber>, fils de Sala>, |