Chapters and verses mentioning Zimry

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 25.14 Now the name of the Israelite that was slain, even that was slain with the Midianitish woman, was Zimri, the son of Salu, a prince of a chief house among the Simeonites. Ary ny anaran' ilay lehilahy Isiraelita novonoina, izay niaraka novonoina tamin-dravehivavy Midianita, dia Zimry, zanak i Salo, lohan' ny fianakaviana tamin' ny Simeonita. Zamarì no anaran' ilay lehilahy Israelita, niara-novonoina tamin-dravehivavy Madianita; zanak' i Salò izy, sady filoham-pianakaviana tamin' ny Simeonita. L' Israélite frappé il avait été frappé avec la Madianite se nommait Zimri, fils de Salu, prince d' une famille de Siméon.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 16.9 And his servant Zimri, captain of half his chariots, conspired against him, as he was in Tirzah, drinking himself drunk in the house of Arza steward of his house in Tirzah. Ary Zimry mpanompony, komandin' ny antsasaky ny kalesiny, nikomy taminy, raha nisotro ho mamo tao Tirza, tao an-tranon' i Arza, lehiben' ny tao an-dapa tao Tirza, izy. Niteti-dratsy hamely azy Zambrì, mpanompony, lehiben' ny antsasaky ny kalesiny. Ka raha ilay nisotro sy nimamo iny izy, tao Tersa, amin' ny tranon' i Arsà, lehiben' ny ankohonany ao Tersa, Son officier Zimri, chef de la moitié des chars, conspira contre lui. Comme il était dans Tirça, buvant à s' enivrer dans la maison d' Arça, maître du palais à Tirça,
1Mp 16.10 And Zimri went in and smote him, and killed him, in the twenty and seventh year of Asa king of Judah, and reigned in his stead. Dia niditra Zimry ka namely an' i Elaha ho faty tamin' ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, ary izy no nanjaka nisolo azy. dia niditra Zambrì, ka namono ary nahafaty azy, tamin' ny taona fahafito amby roapolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, ary nanjaka nandimby azy izy. Zimri entra, le frappa et le tua, en la vingt-septième année d' Asa roi de Juda, puis il régna à sa place.
1Mp 16.11 And it came to pass, when he began to reign, as soon as he sat on his throne, that he slew all the house of Baasha: he left him not one that pisseth against a wall, neither of his kinsfolks, nor of his friends. Ary nony vao nanjaka Zimry ka nipetraka tamin' ny seza fiandrianany, dia namono ny mpianakavin' i Basa rehetra izy; ka tsy navelany hisy miangana na dia lehilahy iray akory aza. na tamin' ny havany, na tamin' ny sakaizany. Nony tonga mpanjaka sy tafapetraka tamin' ny seza fiandrianany izy, dia novonoiny avokoa ny fianakavian' i Baasà, ka tsy nasiany lahy iray nitsangana, na ny mpianakaviny na ny sakaizany. A son avènement, dès qu' il fut assis sur le trône, il massacra toute la maison de Basha, sans lui laisser aucun mâle, et aussi ses parents et son familier.
1Mp 16.12 Thus did Zimri destroy all the house of Baasha, according to the word of the Lord, which he spake against Baasha by Jehu the prophet. Toy izany no nandringanan' i Zimry ny mpianakavin' i Basa rehetra, araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Jehovah mpaminany ny amin' i Basa, Toy izany no namongoran' i Zambrì ny fianakavian' i Baasà rehetra, araka ny tenin' ny Tompo, izay nolazainy tamin' ny alalan' i Jehoa mpaminany nihatra tamin' i Baasà, Zimri extermina toute la maison de Basha, selon la parole que Yahvé avait prononcée contre Basha, par le ministère du prophète Jéhu,
...............
1Mp 16.15 In the twenty and seventh year of Asa king of Judah did Zimri reign seven days in Tirzah. And the people were encamped against Gibbethon, which belonged to the Philistines. Tamin' ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, no nanjakan' i Zimry hafitoana tao Tirza. Ary ny olona nanao fahirano an' i Gibetona, izay an' ny Filistina. Tamin' ny taona fahafito amby roapolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, no nanjakan' i Zambrì, hafitoana, tao Tersa. Tamin' izay ny vahoaka, dia nitoby tandrifin' i Gebetona izay an' ny Filistina, La vingt-septième année d' Asa, roi de Juda, Zimri devint roi, pour sept jours, à Tirça. Le peuple campait alors devant Gibbetôn qui appartient aux Philistins.
1Mp 16.16 And the people that were encamped heard say, Zimri hath conspired, and hath also slain the king: wherefore all Israel made Omri, the captain of the host, king over Israel that day in the camp. Ary ny olona izay nitoby teo dia nandre hoe: Efa nikomy Zimry sady efa namono ny mpanjaka koa; ary ny Isiraely rehetra tany an-tobiny nampanjaka an' i Omry, komandin' ny miaramila, androtrizay ihany ho mpanjakan' ny Isiraely. ary ny vahoaka mbola nitoby teo ka nandre ny vaovao hoe: Miteti-dratsy Zambrì, sady efa matiny aza ny mpanjaka! Ka androtrizay ihany Israely rehetra teo an-toby, dia nanangana an' i Amrì, filohan' ny tafika, ho mpanjakan' Israely. Lorsque le bivouac reçut cette nouvelle : " Zimri a conspiré, il a même tué le roi ! " tout Israël, le jour même, dans le camp, proclama roi sur Israël Omri, le chef de l' armée.
...............
1Mp 16.18 And it came to pass, when Zimri saw that the city was taken, that he went into the palace of the king' s house, and burnt the king' s house over him with fire, and died. Ary nony hitan' i Zimry fa afaka ny tanana, dia lasa niditra tao amin' ny trano avo amin' ny lapa izy, ary nodorany tamin' ny afo ny lapa. ka may tao izy, dia maty Nony hitan' i Zambrì fa afaka ny tanàna, dia lasa niditra ao amin' ny trano mimandan' ny tranon' ny mpanjaka izy, ka nodorany aman-trano tao ny tenany. Toy izany no nahafatesany, Quand Zimri vit que la ville était prise, il entra dans le donjon du palais royal, brûla sur lui le palais et périt.
...............
1Mp 16.20 Now the rest of the acts of Zimri, and his treason that he wrought, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Israel? Ary ny tantaran' i Zimry sisa mbamin' ny fikomiany, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely va izany? Ny sisa tamin' ny asan' i Zambrì, mbamin' ny teti-dratsy nataony, moa tsy dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely va izany? Le reste de l' histoire de Zimri et la conspiration qu' il ourdit, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois d' Israël ?

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 9.31 And as Jehu entered in at the gate, she said, Had Zimri peace, who slew his master? Ary nony niditra teo am-bavahady Jeho, dia hoy Jezebela: Fihavanana va, ry Zimry, mpamono tompo? Nony niditra ny vavahady Jeho dia hoy izy: Fihavanana va izao, ry Zamrì, mpamono tompo? et, lorsque Jéhu franchit la porte, elle dit : "Cela va-t-il bien, Zimri, assassin de son maître?"

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.6 And the sons of Zerah; Zimri, and Ethan, and Heman, and Calcol, and Dara: five of them in all. Ary ny zanakalahin' i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany. Zanak' i Zarà: Zamrì, Etàna, Emàna, Kalkala, ary Darà: dimy lahy izy rehetra. Fils de Zérah : Zimri, Étân, Hémân, Kalkol et Darda, cinq en tout.
...............
1Tt / 1Tan 8.36 And Ahaz begat Jehoadah; and Jehoadah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza, Ary Ahaza niteraka an' i Joada; ary Joada niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; Akaza niteraka an' i Joadà, Joadà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà, Ahaz engendra Yehoadda, Yehoadda engendra Alémèt, Azmavèt et Zimri. Zimri engendra Moça.
...............
1Tt / 1Tan 9.42 And Ahaz begat Jarah; and Jarah begat Alemeth, and Azmaveth, and Zimri; and Zimri begat Moza; Ary Ahaza niteraka an' i Jara; ary Jara niteraka an' i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an' i Moza; Akaza niteraka an' i Jarà; Jarà niteraka an' i Alamata, Azmota ary Zamrì; Zamrì niteraka an' i Mosà. Ahaz engendra Yara, Yara engendra Alémèt, Azmavèt et Zimri; Zimri engendra Moça.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 2.26 Toy izany no nirehetan' ny zotom-pony hiaro ny lalàna, toy ny nataon' i Finea izay namono an' i Zambrì, zanak' i Saloma. Son zèle pour la Loi fut semblable à celui que Pinhas exerça contre Zimri, fils de Salu.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.25 And all the kings of Zimri, and all the kings of Elam, and all the kings of the Medes, ary ny mpanjaka rehetra any Zimry sy ny mpanjaka rehetra any Elama ary ny mpanjaka rehetra any Media, ny mpanjaka rehetra any Zambrì, ny mpanjaka rehetra any Elama, mbamin' ny mpanjaka rehetra any Media; Tous les rois de Zimri , tous les rois d' Elam et tous les rois de Médie;