| 
 | 
|  | Genesis | Fiandohana na Genesisy | Fiandohana na Jenezy | La Genèse | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 10.7 | And the sons of Cush>; Seba>, and Havilah>, and Sabtah>, and Raamah, and Sabtechah>: and the sons of Raamah; Sheba>, and Dedan>. | Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka; ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. | Zanak' i Kosy: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regma: Sabà sy Dadàna. | Fils de Kush> : Séba>, Havila>, Sabta>, Rama, Sabteka>. Fils de Rama : Sheba>, Dedân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Gen / Jen 22.24 | And his concubine, whose name was Reumah, she bare also Tebah>, and Gaham>, and Thahash>, and Maachah>. | Ary ny vaditsindranony, izay atao hoe Reoma, izy koa dia niteraka an' i Teba sy Gahama sy Tahasy ary Meaka. | Ilay vaditsindranony atao hoe Ramà koa dia niteraka an' i Tabea sy Gahama, ary Toasy sy Maakà. | Il avait une concubine, nommée Réuma, qui eut aussi des enfants : Tébah>, Gaham>, Tahas> et Maaka>. | 
| 
 | 
|  | Joshua | Josoa | Josoe | Livre de Josué | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 18.25 | Gibeon>, and Ramah, and Beeroth>, | sy Gibeona sy Rama sy Berota | Gabaona, Ramà, Berota, | Gabaôn>, Rama, Béérot>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 19.8 | And all the villages that were round about these cities to Baalathbeer>, Ramath> of the south. This is the inheritance of the tribe of the children of Simeon> according to their families. | ary ny zana-bohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo hatrany Baleta-bera sy Rama amin' ny tany atsimo. Izany no lovan' ny firenena taranak' i Simeona araka ny fotony. | mbamin' ny zanabohitra rehetra manodidina ireo tanàna ireo, hatrany Baalata-Beera, dia Ramata atsimo. Izany no lovan' ny fokon-taranak' i Seimeona, araka ny fianakaviany. | avec tous les villages situés aux environs de ces villes jusqu'à Baalat-Béèr> et Rama du Négeb>. Tel fut l' héritage de la tribu des fils de Siméon> selon leurs clans. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 19.29 | And then the coast turneth to Ramah, and to the strong city Tyre>; and the coast turneth to Hosah>; and the outgoings thereof are at the sea from the coast to Achzib>: | dia nitodika hatrany Rama sy Tyro, tanàna mimanda, dia nitodika hatrany Hosa, ka dia nihatra tamin' ny ranomasina teo akaikin' ny tany Akziba | dia niolaka ny faritry ny tany mankany Ramaha hatrany Tira, tanàna mimanda, ary niolaka ny faritra mankany Hosa, ka nihatra tamin' ny ranomasina, akaikin' ny faritanin' i Akziba, | la frontière allait ensuite à Hosa> et son point d' arrivée était, à la mer, Mahaleb> et Akzib>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jos 19.36 | And Adamah>, and Ramah, and Hazor>, | sy Adama sy Rama sy Hazora | Edemà, Aramà, Asora, | Adama>, Rama, Haçor>, | 
| 
 | 
|  | Judges | Mpitsara | Mpitsara | Livre des Juges | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 4.5 | And she dwelt under the palm tree of Deborah> between Ramah and Bethel> in mount Ephraim>: and the children of Israel> came up to her for judgment. | Ary izy nipetraka teo ambanin' ny hazo rofian' i Debora, teo anelanelan' i Rama sy Betela, tany amin' ny tany havoan' i Efraima; ary niakatra ho any aminy ny Zanak' Isiraely hatsaraina. | Teo ambanin' ny rofian' i Deborà, anelanelan' i Ramà sy Betela, amin' ny tendrombohitr' i Efraima, no nipetrahany hitsara; niakatra ny zanak' Israely nanatona azy hotsaraina. | Elle siégeait sous le palmier de Débora> entre Rama et Béthel>, dans la montagne d'Éphraïm>, et les Israélites> allaient vers elle pour obtenir justice. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mts / Mpits 19.13 | And he said unto his servant, Come, and let us draw near to one of these places to lodge all night, in Gibeah>, or in Ramah. | Ary hoy izy tamin' ny zatovony: Andeha isika hankamin' ny anankiray amin' ireto tanàna ireto, dia any Gibea, na any Rama, ka handry any. | Dia hoy koa izy tamin' ny mpanompony: Andeha ataovy izay hahatrarantsika ny iray amin' ireto tanàna ireto, dia Gabaà na Ramà; any isika no handry. | Et il ajouta à son serviteur : " Allons, et tâchons d' atteindre l' une de ces localités pour y passer la nuit, Gibéa> ou Rama. " | 
| 
 | 
|  | Ruth | Rota | Rota | Livre de Ruth | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Rot Rt 4.19 | And Hezron> begat Ram>, and Ram> begat Amminadab>, | ary Hezrona niteraka an' i Rama; ary Rama niteraka an' i Aminadaba; | Esrona niteraka an' i Arama, Arama niteraka an' i Aminadaba, | Heçrôn> engendra Ram> et Ram> engendra Amminadab>. | 
| 
 | 
|  | 1st Samuel | 1 Samoela | Samoela I | 1er Livre de Samuel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 1.19 | And they rose up in the morning early, and worshipped before the Lord>, and returned, and came to their house to Ramah: and Elkanah> knew Hannah> his wife; and the Lord> remembered her. | Ary nifoha maraina koa izy ireo ka nivavaka teo anatrehan' i Jehovah, dia lasa nody ka tonga tao an-tranony tany Rama; ary Elkana nahalala an' i Hana vadiny, ary Jehovah nahatsiaro azy. | Ary nifoha maraina koa izy ireo, ka nony avy niankohoka teo anatrehan' ny Tompo, dia nody izy, ka niverina tany an-tranony any Ramà. | Ils se levèrent de bon matin et, après s'être prosternés devant Yahvé>, ils s' en retournèrent et arrivèrent chez eux, à Rama. Elqana> s' unit à sa femme Anne>, et Yahvé> se souvint d' elle. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 2.11 | And Elkanah> went to Ramah to his house. And the child did minister unto the Lord> before Eli> the priest. | Ary Elkana nankany an-tranony tany Rama; fa ny zaza kosa nanao fanompoam-pivavahana tamin' i Jehovah teo anatrehan' i Ely mpisorona. | Dia nandeha Elkanà nody tany an-tranony any Ramà; ary ny zaza nijanona nanompo an' ny Tompo teo anatrehan' i Helì, mpisorona. | Elqana> partit pour Rama dans sa maison mais l' enfant restait à servir Yahvé>, en présence du prêtre Éli>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 7.17 | And his return was to Ramah; for there was his house; and there he judged Israel>; and there he built an altar unto the Lord>. | Dia niverina ho any Rama indray izy, fa tao ny tranony; ary nitsara ny Isiraely tao izy sady nanorina alitara tao ho an' i Jehovah. | Rahefa izany dia niverina any Ramà izay nisy ny tranony izy, dia nitsara an' Israely tao, ary nanorina otely tao ho an' ny Tompo. | Puis il revenait à Rama, car c' est là qu' il avait sa maison et qu' il jugeait Israël>. Il y construisit un autel à Yahvé>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 8.4 | Then all the elders of Israel> gathered themselves together, and came to Samuel> unto Ramah, | Ary ny loholon' ny Isiraely rehetra nivory tao Rama ho any amin' i Samoela | Nivory ny loholon' Israely rehetra nankany amin' i Samoela, tany Ramà, | Tous les anciens d' Israël> se réunirent et vinrent trouver Samuel> à Rama. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 15.34 | Then Samuel> went to Ramah; and Saul> went up to his house to Gibeah> of Saul>. | Ary Samoela nankany Rama; fa Saoly kosa niakatra tany amin' ny tranony tao Gibean' i Saoly. | Ary Samoela nankany Ramà, fa Saola niakatra nankany amin' ny tranony any Gabaàn' i Saola. | Samuel> partit pour Rama et Saül> remonta chez lui à Gibéa> de Saül>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 16.13 | Then Samuel> took the horn of oil, and anointed him in the midst of his brethren: and the Spirit of the Lord> came upon David> from that day forward. So Samuel> rose up, and went to Ramah. | Ary Samoela nandray ny tandroka feno diloilo ka nanosotra azy teo amin' ny rahalahiny; ary ny Fanahin' i Jehovah dia nilatsaka tamin' i Davida hatramin' iny andro iny. Dia nitsangana Samoela ka nankany Rama. | Dia noraisin' i Samoela ny tandroka nisy diloilo, ka nohosorany teo afovoan' ny rahalahiny io; ary hatramin' izany andro izany sy tamin' ny andro manaraka, dia nidina tamin' i Davida ny fanahin' ny Tompo Dia niainga Samoela nankany Ramata. | Samuel> prit la corne d' huile et l' oignit au milieu de ses frères. L' esprit de Yahvé> fondit sur David> à partir de ce jour-là et dans la suite. Quant à Samuel>, il se mit en route et partit pour Rama. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 19.18 | So David> fled, and escaped, and came to Samuel> to Ramah, and told him all that Saul> had done to him. And he and Samuel> went and dwelt in Naioth>. | Dia nandositra Davida ka afaka ary tonga tany amin' i Samoela tany Rama, dia nambarany azy izay rehetra nataon' i Saoly taminy; ary nandeha izy sy Samoela ka nonina tany Naiota. | Toy izany no nandosiran' i Davida, ka dia voavonjy izy. Nankany amin' i Samoela tany Ramà izy, ka notantarainy taminy izay rehetra nataon' i Saola taminy. Dia niara-nandeha tamin' i Samoela honona tany Najota izy. | David> avait donc pris la fuite et s'était échappé. Il se rendit chez Samuel> à Rama et lui rapporta tout ce que Saül> lui avait fait. Lui et Samuel> allèrent habiter aux cellules. | 
| 1Sm / 1Sam 19.19 | And it was told Saul>, saying, Behold, David> is at Naioth> in Ramah. | Ary nisy nanambara tamin' i Saoly hoe: Indro, Davida ao Naiota any Rama. | Nisy nilaza izany tamin' i Saola nanao hoe: Indro Davida ao Najota, any Ramà. | On informa ainsi Saül> : " Voici que David> est aux cellules à Rama. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 19.22 | Then went he also to Ramah, and came to a great well that is in Sechu>: and he asked and said, Where are Samuel> and David>? And one said, Behold, they be at Naioth> in Ramah. | Ary dia lasa nankany Rama koa ny tenany, ary tonga tao amin' ny lavaka lehibe famorian-drano izay ao Seko izy ka nanontany hoe: Aiza Samoela sy Davida? Ary hoy ny anankiray: Indreo ao Naiota any Rama izy. | Tamin' izany dia ny tenan' i Saola no nankany Ramà. Nony tonga tao amin' ilay lavaka lehibe famorian-drano, any Sokao, izy, dia nanontany hoe: Aiza moa Samoela sy Davida? Ka nisy namaly azy hoe: Indreo izy ao Najota any Ramà. | Alors il partit lui-même pour Rama et arriva à la grande citerne qui est à Sékû>. Il demanda où étaient Samuel> et David> et on répondit : " Ils sont aux cellules à Rama. " | 
| 1Sm / 1Sam 19.23 | And he went thither to Naioth> in Ramah: and the Spirit of God> was upon him also, and he went on, and prophesied, until he came to Naioth> in Ramah. | Dia nankany Naiota any Rama Saoly, ary tonga tao aminy koa ny Fanahin' Andriamanitra, dia nandroso izy sady naminany teny am-pandehanana ambara-pahatongany tany Naiota any Rama. | Dia nizotra nankany Najota any Ramà izy, ary tonga tao aminy koa ny Fanahin' Andriamanitra dia nandeha ary naminany mandra-pahatongany tany Najota any Ramà. | De là il se rendit donc aux cellules à Rama. Mais l' esprit de Dieu> s' empara aussi de lui et il marcha en délirant jusqu'à son arrivée aux cellules à Rama. | 
| 1Sm / 1Sam 20.1 | And David> fled from Naioth> in Ramah, and came and said before Jonathan>, What have I done? what is mine iniquity? and what is my sin before thy father, that he seeketh my life? | Ary Davida nandositra niala tao Naiota any Rama, dia tonga ka nilaza teo anatrehan' i Jonatana hoe: Inona no nataoko? Inona no heloko? Ary inona no fahotako teo anatrehan-drainao, no dia mitady ny aiko izy? | Nandositra niala tany Najota any Ramà Davida, ka nony tonga izy dia niala teo anatrehan' i Jonatasy hoe: Inona no nataoko? Inona no heloko? Ary inona no fahadisoako teo anatrehan-drainao no dia mitady ny aiko izy: | S'étant enfui des cellules qui sont à Rama, David> vint dire en face à Jonathan> : " Qu' ai-je donc fait, quelle a été ma faute, quel a été> mon crime envers ton père pour qu' il en veuille à ma vie ? " | 
| 1Sm / 1Sam 25.1 | And Samuel> died; and all the Israelites> were gathered together, and lamented him, and buried him in his house at Ramah. And David> arose, and went down to the wilderness of Paran>. |  | Ary maty Samoela ka nivory Isarely rehetra dia nitomaniany izy sy naleviny tao amin' ny fonenany, any Ramà. Tamin' izany dia nitsangana Davida ary nidina nankany an' efitr' i Faràna. | Samuel> mourut. Tout Israël> s' assembla et fit son deuil; on l' ensevelit chez lui à Rama. David> partit et descendit au désert de Maôn>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Sm / 1Sam 28.3 | Now Samuel> was dead, and all Israel> had lamented him, and buried him in Ramah, even in his own city. And Saul> had put away those that had familiar spirits, and the wizards, out of the land. | (Ary efa maty Samoela, ka ny Isiraely rehetra efa nisaona azy sy nandevina azy tao Rama, dia tao an-tanànany. Ary efa noroahin' i Saoly hiala amin' ny tany izay nanao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana.) | Efa maty Samoela ka nitomanian' Israely rehetra ary naleviny tany Ramà tao amin' ny tanànany. Ary efa noroahin' i Saola hiala amin' ny tany ny olona mpamoha angatra sy mpanao sikidy. | Samuel> était mort, tout Israël> avait fait son deuil et on l' avait enseveli à Rama, dans sa ville. Saül> avait expulsé du pays les nécromants et les devins. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Kings | 1 Mpanjaka | Mpanjaka I | 1er Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Mp 15.17 | And Baasha> king of Israel> went up against Judah>, and built Ramah, that he might not suffer any to go out or come in to Asa> king of Judah>. | Ary Basa, mpanjakan' ny Isiraely, niakatra hamely ny Joda, dia nanamboatra an' i Rama mba tsy hisy hahazo hivoaka sy hiditra ho any amin' i Asa, mpanjakan' ny Joda. | Niakatra hamely an' i Jodà Baasà, mpanjakan' Israely, ary nanorina an' i Ramà izy, mba hisakana ny vahoakan' i Asà tsy hahazo mivoaka sy miditra. | Basha>, roi d' Israël>, marcha contre Juda> et il fortifia Rama pour bloquer les communications d' Asa>, roi de Juda>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Mp 15.21 | And it came to pass, when Baasha> heard thereof, that he left off building of Ramah, and dwelt in Tirzah>. | Ary rehefa ren' i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an' i Rama intsony izy sady nitoetra tao Tirza. | Nony nandre izany Baasà, dia nitsahatra tsy nanorina an' i Ramà, fa nitoetra tao Tersa izy. | Quand Basha> l' apprit, il arrêta les travaux à Rama et retourna à Tirça>. | 
| 1Mp 15.22 | Then king Asa> made a proclamation throughout all Judah>; none was exempted: and they took away the stones of Ramah, and the timber thereof, wherewith Baasha> had builded; and king Asa> built with them Geba> of Benjamin>, and Mizpah>. | Ary Asa mpanjaka kosa nampandre ny Joda rehetra (tsy nisy tsy nampandrenesiny); ary dia nesorin' ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin' i Basa; ary nentin' i Asa mpanjaka nanamboatra an' i Geban' i Benjamina sy Mizpa kosa izany. | Ary nasain' i Asà natsoina avokoa i Jodà rehetra, tsy nisy nataony afaka na iray aza, dia nentiny ny vato aman-kazo nanamboaran' i Baasà an' i Ramà, ka izany no nanorenany an' i Gabaan' i Benjamina sy Masfà. | Le roi Asa> convoqua tout Juda>, sans exemption pour personne ; on enleva les pierres et le bois avec lesquels Basha> fortifiait Rama et le roi en fortifia Géba> de Benjamin> et Miçpa>. | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Kings | 2 Mpanjaka | Mpanjaka II | 2ème Livre des Rois | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Mp 8.29 | And king Joram> went back to be healed in Jezreel> of the wounds which the Syrians> had given him at Ramah, when he fought against Hazael> king of Syria>. And Ahaziah> the son of Jehoram> king of Judah> went down to see Joram> the son of Ahab> in Jezreel>, because he was sick. | Dia niverina Jorama mpanjaka mba hotsaboina tao Jezirela amin' ny feriny tamin' ny nahavoazan' ny Syriana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, teo Jezirela, satria narary izy. | ka niverina ho any Jezrahela hampitsabo tena amin' ny ratra namelezan' ny Siriana azy tany Ramota, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Nidina Okoziasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba ao Jezrahela fa narary izy. | Le roi Joram> revint à Yizréel> pour faire soigner les blessures reçues à Ramot> lorsqu' il combattait Hazaèl> roi d' Aram>, et Ochozias> fils de Joram>, roi de Juda>, descendit à Yizréel> pour visiter Joram> fils d' Achab> parce qu' il était souffrant. | 
| 
 | 
|  | 1st Book of Chronicles | 1 Tantara | Tantara I | 1er Livre des Chroniques | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 1.9 | And the sons of Cush>; Seba>, and Havilah>, and Sabta>, and Raamah, and Sabtecha>. And the sons of Raamah>; Sheba>, and Dedan>. | Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka. Ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. | Zanak' i Kosa: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regmà: Sabà sy Dadàna. | Fils de Kush> : Séba>, Havila>, Sabta>, Rama, Sabteka>. Fils de Rama : Sheba>, Dedân>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.9 | The sons also of Hezron>, that were born unto him; Jerahmeel>, and Ram>, and Chelubai>. | Ary ny zanakalahin' i Hezrona izay naterany dia Jeramela sy Rama ary Kelobay; | Zanaka naterak' i Hesrona: Jerameela, Rama ary Kalobi. | Fils de Heçrôn> : lui naquirent : Yerahméel>, Ram>, Kelubaï>. | 
| 1Tt / 1Tan 2.10 | And Ram> begat Amminadab>; and Amminadab> begat Nahshon>, prince of the children of Judah>; | ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona, lohan' ny taranak' i Joda; | Rama niteraka an' i Aminadaba. Aminadaba niteraka an' i Nahasona, lohan' ny taranak' i Jodà. | Ram> engendra Amminadab>, Amminadab> engendra Nahshôn>, prince des fils de Juda>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.25 | And the sons of Jerahmeel> the firstborn of Hezron> were, Ram the firstborn, and Bunah>, and Oren>, and Ozem>, and Ahijah>. | Ary ny zanakalahin' i Jeramela, lahimatoan' i Hezrona, dia Rama, lahimatoa, sy Bona sy Orena sy Ozema ary Ahia. | Ny zanakalahin' i Jerameela lahimatoan' i Hesrona dia: Rama lahimatoany, Bonà, Aràna, Asoma, Akià. | Yerahméel>, fils aîné de Heçrôn>, eut des fils : Ram son premier-né, Buna>, Orèn>, Oçem>, Ahiyya>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 2.27 | And the sons of Ram the firstborn of Jerahmeel> were, Maaz>, and Jamin>, and Eker>. | Ary ny zanakalahin' i Rama, lahimatoan' i Jeramela, dia Maza sy Jamina ary Ekera. | Ny zanakalahin-dRama lahimatoan' i Jerameela dia ireto: Moosa, Jamina, Akora. | Les fils de Ram, premier-né de Yerahméel>, furent Maaç>, Yamîn> et Éqer>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 1Tt / 1Tan 27.27 | And over the vineyards was Shimei> the Ramathite>: over the increase of the vineyards for the wine cellars was Zabdi> the Shiphmite>: | ary ny tonian' ny tanim-boaloboka dia Simey Ramatita; ary ny tonian' ny divay tehirizina any amin' ny tanim-boaloboka dia Zebdy Sifmita; | Semeia avy any Ramà no amin' ny tanim-boaloboka; Zabdiasa avy any Safama no amin' ny divay voavory any amin' ny tanim-boaloboka; | Responsable des vignobles : Shiméï>, de Rama. Responsable de ceux qui, dans les vignobles, étaient affectés aux réserves de vin : Zabdi>, de Shepham>. | 
| 
 | 
|  | 2nd Book of Chronicles | 2 Tantara | Tantara II | 2ème Livre des Chroniques | 
| 2Tt / 2Tan 16.1 | In the six and thirtieth year of the reign of Asa> Baasha> king of Israel> came up against Judah>, and built Ramah, to the intent that he might let none go out or come in to Asa> king of Judah>. | Tamin' ny taona fahenina amby telo-polo nanjakan' i Asa dia niakatra Basa, mpanjakan' ny Isiraely, hamely ny Joda, ka nanamboatra an' i Rama izy mba tsy hisy hahazo hivoaka na hiditra ho an' i Asa, mpanjakan' ny Joda. | Tamin' ny taona fahenina amby telopolo nanjakan' i Asà dia niakatra hamely an' i Jodà, Baasà mpanjakan' Israely, ka naoriny Ramà mba hisakana ny olon' i Asà tsy hahazo mivoaka sy miditra. | La trente-sixième année du règne d' Asa>, Basha>, roi d' Israël>, marcha contre Juda>; il fortifia Rama pour bloquer les communications d' Asa>, roi de Juda>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 16.5 | And it came to pass, when Baasha> heard it, that he left off building of Ramah, and let his work cease. | Ary nony ren' i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an' i Rama intsony izy, fa natsahany ny asany. | Nony nandre izany Baasà dia natsahany ny fanorenana an' i Ramà, ary najanony ny asany. | Quand Basha> l' apprit, il arrêta les travaux de Rama et fit cesser l' ouvrage. | 
| 2Tt / 2Tan 16.6 | Then Asa> the king took all Judah>; and they carried away the stones of Ramah, and the timber thereof, wherewith Baasha> was building; and he built therewith Geba> and Mizpah>. | Ary Asa mpanjaka namory ny Joda rehetra; ary dia nesorin' ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin' i Basa, ka nentiny nanamboatra an' i Geba sy Mizpa. | Ka nalain' i Asà Jodà rehetra, dia nentin' izy ireo ny vato aman-kazo, nanorenan' i Baasà an' i Ramà, dia nanorenany an' i Gabaà sy Masfà. | Alors le roi Asa> amena tout Juda>; on enleva les pierres et le bois avec lesquels Basha> fortifiait Rama, et on s' en servit pour fortifier Géba> et Miçpa>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| 2Tt / 2Tan 22.6 | And he returned to be healed in Jezreel> because of the wounds which were given him at Ramah, when he fought with Hazael> king of Syria>. And Azariah> the son of Jehoram> king of Judah> went down to see Jehoram> the son of Ahab> at Jezreel>, because he was sick. | Dia niverina mba hotsaboina tao Jezirela izy amin' ny feriny tamin' ny nahavoazana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria. Ary Azaria, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina mba hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, tao Jezirela, satria marary izy. | Dia niverina tao Jezrahela Jorama hotsaboina amin' ny ratra nahavoazan' ny Siriana azy tao Ramà, fony izy niady tamin' i Hazaela mpanjakan' i Siria. Ary Azariasa zanak' i Jorama mpanjakan' i Jodà, nidina tany Jezrahela hamangy an' i Jorama zanak' i Akaba fa narary izy. | il revint à Yizréel> pour faire soigner les blessures reçues à Ramot> en combattant Hazaèl>, roi d' Aram>. Ochozias>, fils de Joram>, roi de Juda>, descendit à Yizréel>, pour visiter Joram>, fils d' Achab>, parce qu' il était souffrant. | 
| 
 | 
|  | Book of Ezra | Ezra | Esdrasa | Livre d'Esdras | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Ezr / Esd 2.26 | The children of Ramah and Gaba>, six hundred twenty and one. | ny zanak' i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato; | iraika amby roapolo sy enin-jato ny zanak' i Ramà sy Gabaà; | les fils de Rama et Géba> : 621; | 
| 
 | 
|  | Book of Nehemiah | Nehemia | Nehemia | Livre de Néhémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 7.30 | The men of Ramah and Gaba>, six hundred twenty and one. | ny mponina tany Rama sy Geva dia iraika amby roa-polo amby enin-jato; | iraika amby roapolo sy enin-jato, ny mponina tao Ramà sy Gabaà; | les hommes de Rama et Géba> : 621; | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Neh / Ne 11.33 | Hazor>, Ramah, Gittaim>, | sy Hazora sy Rama sy Gitaima | Asora, Ramà, Getaima, Hadida, | Haçor>, Rama, Gittayim>, | 
| 
 | 
|  | Book of Job | Joba | Joba | Livre de Job | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Job / Jb 32.2 | Then was kindled the wrath of Elihu> the son of Barachel> the Buzite>, of the kindred of Ram>: against Job> was his wrath kindled, because he justified himself rather than God>. | Ary nirehitra kosa ny fahatezeran' i Eliho, zanak' i Barakela, Bozita, avy amin' ny fokon' i Rama; eny, tamin' i Joba no nirehetan' ny fahatezerany, satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy. | Fa nirehitra tamin' izay kosa ny fahatezeran' i Elio, zanak' i Barakely, Bozita, fokon' i Rama. Nirehitra tamin' i Joba ny fahatezerany, satria io nihambo ho marina noho Andriamanitra. | Mais voici que se mit en colère Élihu>, fils de Barakéel> le Buzite>, du clan de Ram>. Sa colère s' enflamma contre Job> parce qu' il prétendait avoir raison contre Dieu>; | 
| 
 | 
|  | Book of Isaiah | Isaia | Izaia | Livre d'Isaïe | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Isa / Iz 10.29 | They are gone over the passage: they have taken up their lodging at Geba>; Ramah is afraid; Gibeah> of Saul> is fled. | Mihoatra ao an-kadilanana izy Ao Geba isika no handry, hoy izy; Mangovitra Rama, mandositra Gibean' i Saoly; | Nihoatra ny hadilanana izy ireo,  nitoby tao Gabà tamin' ny alina;  raiki-tahotra mafy Ramà,  vaky nandositra Gabaan' i Saola. | Ils ont passé par le défilé, Géba> est pour nous une étape>, Rama a frémi, Gibéa> de Saül> a fui. | 
| 
 | 
|  | Book of Jeremiah | Jeremia | Jeremia | Livre de Jérémie | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jer / Jr 31.15 | Thus saith the Lord>; A voice was heard in Ramah, lamentation, and bitter weeping; Rahel> weeping for her children refused to be comforted for her children, because they were not. | Izao no lazain' i Jehovah: Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, ary tsy azo nampiononina izy noho ny amin' ny zanany, satria lany ritra ireny. | Izao no lazain' ny Tompo:  Nisy feo re tany Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana mangidy; fa nitomany ny zanany Rasely  ka mandà tsy hampiononina izy,  ny amin' ny zanany, satria tsy velona intsony ireo. | Ainsi parle Yahvé> A Rama, une voix se fait entendre, une plainte amère; c' est Rachel> qui pleure ses fils. Elle ne veut pas être consolée pour ses fils, car ils ne sont plus. | 
| Jer / Jr 40.1 | The word that came to Jeremiah> from the Lord>, after that Nebuzaradan> the captain of the guard had let him go from Ramah, when he had taken him being bound in chains among all that were carried away captive of Jerusalem> and Judah>, which were carried away captive unto Babylon>. | Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, taorian' ny nandefasan' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, azy niala tany Rama, tamin' ilay nampanalany azy fony izy mbola nigadra tao amin' ny babo rehetra avy tany Jerosalema sy Joda, izay nentina ho babo tany Babylona. | Ny teny natao tamin' i Jeremia avy amin' ny Tompo taorian' ny nandefasan' i Nabozardana, lehiben' ny mpiambina azy hiala tany Ramà, nony nampanalainy izy, ilay mbola nifatotra iny, teo amin' ireo babo rehetra avy any Jerosalema sy Jodà izay nentina ho any Babilona. | Parole qui fut adressée à Jérémie> de la part de Yahvé>, après que Nebuzaradân>, commandant de la garde, l' eut renvoyé de Rama, l' ayant pris alors qu' il se trouvait enchaîné au milieu de tous les captifs de Jérusalem> et de Juda> qu' on déportait à Babylone>. | 
| 
 | 
|  | Book of Ezekiel | Ezekiela | Ezekiela | Livre d'Ezéchiel | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Eze / Ez 27.22 | The merchants of Sheba> and Raamah, they were thy merchants: they occupied in thy fairs with chief of all spices, and with all precious stones, and gold. | Ny mpandranto avy any Sheba sy Rama no mpandranto nankany aminao, Ka zava-manitra tsara indrindra sy vato soa samy hafa karazana ary volamena no nentiny natakalo ny entanao. | Ny mpandranto avy any Sabà sy Reemà  nifampivarotra taminao;  izao zava-manitra tsara indrindra rehetra izao  sy izao vatosoa isan-karazany rehetra izao mbamin' ny volamena koa  no nandoavany ny vidin' ny entanao. | Les marchands de Sheba> et de Rama faisaient du commerce avec toi; ils te livraient les plus fins aromates, toutes sortes de pierres précieuses et de l' or comme marchandises. | 
| 
 | 
|  | Book of Hosea | Hosea | Osea | Livre d'Osée | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Hos / Os 5.8 | Blow ye the cornet in Gibeah>, and the trumpet in Ramah: cry aloud at Bethaven>, after thee, O Benjamin>. | Tsofy ao Gibea ny anjomara ary ny trompetra ao Rama! Miantsoa mafy ao Betavena! Inay! misy manenjika anao, ry Benjamina! | Tsofy ao Gabaà ny anjomara;  ary ao Ramà ny trompetra;  miantsoa vonjy taitra ao Betavena!  Mitandrema hianao, ry Benjamina! | Sonnez du cor à Gibéa>, de la trompette à Rama, donnez l' alarme à Bet-Aven>, on te talonne Benjamin>. | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Matthew | Matio | Matio | L'Évangile selon Saint Matthieu | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 1.4 | And Aram> begat Aminadab>; and Aminadab> begat Naasson>; and Naasson> begat Salmon>; | ary Rama niteraka an' i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an' i Nasona; ary Nasona niteraka an' i Salmona; | Arama niteraka an' i Aminadaba; Aminadaba niteraka an' i Naasona; Naasona niteraka an' i Salmona; | Aram> engendra Aminadab>, Aminadab> engendra Naasson>, Naasson> engendra Salmon>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 2.18 | In Rama> was there a voice heard, lamentation, and weeping, and great mourning, Rachel> weeping for her children, and would not be comforted, because they are not. | Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, Ary tsy azo nampiononina izy, satria lany ritra ireny. | Nisy feo re tao Rama, dia fitomaniana sy fidradradradrana mafy: Rasely nitomany ny zanany, ka tsy azo nampiononina, fa tsy eo intsony ireny. | Une voix dans Rama s' est fait entendre, pleur et longue plainte : c' est Rachel> pleurant ses enfants ; et elle ne veut pas qu' on la console, car ils ne sont plus. |