<-
->

Mar / Mk 9:1 And he said unto them, Verily I say unto you, That there be some of them that stand here, which shall not taste of death, till they have seen the kingdom of God come with power. Ary hoy Izy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan' Andriamanitra tonga amin' ny hery. Henemana taorian' izany dia nalain' i Jeso Piera sy Jakoba ary Joany ka nentiny nitokana tany an-tampon' ny tendrombohitra avo anankiray, dia niova tarehy teo anatrehany izy. Et il leur disait : " En vérité je vous le dis, il en est d' ici présents qui ne goûteront pas la mort avant d' avoir vu le Royaume de Dieu venu avec puissance. "
Mar / Mk 9:2 And after six days Jesus taketh with him Peter, and James, and John, and leadeth them up into an high mountain apart by themselves: and he was transfigured before them. Ary nony afaka henemana, Jesosy dia naka an' i Petera sy Jakoba ary Jaona ka nitondra azy nitokana niakatra ho any an-tendrombohitra avo anankiray; dia niova tarehy teo anatrehany Izy, Tonga nanjelanjelatra sady fotsy hoatra ny oram-panala ny fitafiany, ka tsy misy mpamotsy lamba mahafotsy toy izany etý an-tany. Six jours après, Jésus prend avec lui Pierre, Jacques et Jean et les emmène seuls, à l'écart, sur une haute montagne. Et il fut transfiguré devant eux
Mar / Mk 9:3 And his raiment became shining, exceeding white as snow; so as no fuller on earth can white them. ary ny fitafiany niova nanelatrelatra sady fotsy indrindra, ka tsy misy mpamotsy lamba ambonin' ny tany mahafotsy toy izany. Ary niseho tamin' izy ireo Elia sy Moizy, sady niresaka tamin' i Jeso. et ses vêtements devinrent resplendissants, d' une telle blancheur qu' aucun foulon sur terre ne peut blanchir de la sorte.
Mar / Mk 9:4 And there appeared unto them Elias with Moses: and they were talking with Jesus. Ary Elia sy Mosesy niseho taminy ka niresaka tamin' i Jesosy. Dia niteny Piera ka nanao tamin' i Jeso hoe: Raby ô, mahafinaritra ny mitoetra atý; aoka hanao lay telo izahay, ny iray ho anao, ny iray ho an' i Moizy, ary ny iray ho an' i Elia. Élie leur apparut avec Moïse et ils s' entretenaient avec Jésus.
Mar / Mk 9:5 And Peter answered and said to Jesus, Master, it is good for us to be here: and let us make three tabernacles; one for thee, and one for Moses, and one for Elias. Ary niteny Petera ka nanao tamin' i Jesosy hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka hanao lay telo izahay: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an' i Mosesy, ary ny anankiray ho an' i Elia. Fa tsy fantany izay nolazainy, satria raiki-tahotra loatra izy ireo. Alors Pierre, prenant la parole, dit à Jésus : " Rabbi, il est heureux que nous soyons ici ; faisons donc trois tentes, une pour toi, une pour Moïse et une pour Élie. "
Mar / Mk 9:6 For he wist not what to say; for they were sore afraid. Fa tsy fantany izay havaliny, satria efa raiki-tahotra izy rehetra. Tamin' izay dia nisy rahona nanarona azy; ary nisy feo avy tao amin' io rahona io nanao hoe: Ity no Zanako malalako indrindra, henoy izy. C' est qu' il ne savait que répondre, car ils étaient saisis de frayeur.
Mar / Mk 9:7 And there was a cloud that overshadowed them: and a voice came out of the cloud, saying, This is my beloved Son: hear him. Ary nisy rahona niseho nanarona azy; ary dia nisy feo avy tao amin' ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako, Izy no henoy. Niaraka tamin' izay dia nijerijery manodidina izy ireo, nefa tsy nahita olona intsony, fa Jeso irery sisa teo aminy. Et une nuée survint qui les prit sous son ombre, et une voix partit de la nuée : " Celui-ci est mon Fils bien-aimé ; écoutez-le. "
Mar / Mk 9:8 And suddenly, when they had looked round about, they saw no man any more, save Jesus only with themselves. Ary niaraka tamin' izay, nony nijery manodidina izy ireo, dia tsy nisy hitany intsony na iza na iza afa-tsy Jesosy irery ihany, Izay teo aminy. Nony nidina avy tany an-tendrombohitra izy ireo, dia norarany tsy hilazalaza amin' olona ny zavatra vao hitany, mandrapitsangan' ny Zanak' olona amin' ny maty. Soudain, regardant autour d' eux, ils ne virent plus personne, que Jésus seul avec eux.
Mar / Mk 9:9 And as they came down from the mountain, he charged them that they should tell no man what things they had seen, till the Son of man were risen from the dead. Ary nony nidina avy teo an-tendrombohitra Izy, dia nandrara azy Jesosy mba tsy hilazalaza amin' olona izay zavatra efa hitany mandra-pitsangan' ny Zanak' olona amin' ny maty. Dia notanany tao am-pony izany zavatra izany, sady nifampaka saina izy ny amin' izay hevitr' izany hoe, mitsangana amin' ny maty. Comme ils descendaient de la montagne, il leur ordonna de ne raconter à personne ce qu' ils avaient vu, si ce n' est quand le Fils de l' homme serait ressuscité d' entre les morts.
Mar / Mk 9:10 And they kept that saying with themselves, questioning one with another what the rising from the dead should mean. Ary nitana izany teny izany izy ka nifampaka saina ny amin' izay hevitr' izany fitsanganana amin' ny maty izany. Ary nanontany azy izy ireo nanao hoe: Ahoana ary no ilazan' ny Farisiana sy ny mpanora-dalàna fa tsy maintsy ho avy aloha Elia? Ils gardèrent la recommandation, tout en se demandant entre eux ce que signifiait " ressusciter d' entre les morts ".
Mar / Mk 9:11 And they asked him, saying, Why say the scribes that Elias must first come? Dia nanontany an' i Jesosy izy ka nanao hoe: Lazain' ny mpanora-dalàna fa Elia tsy maintsy ho avy aloha. Dia hoy Jeso hoe: Tsy maintsy ho avy aloha Elia sy hanavao ny zavatra rehetra; fa ahoana kosa no nanoratana ny amin' ny Zanak' olona fa tokony hijaly mafy izy sy hotevatevaina izaitsizy? Et ils lui posaient cette question : " Pourquoi les scribes disent-ils qu'Élie doit venir d' abord ? "
Mar / Mk 9:12 And he answered and told them, Elias verily cometh first, and restoreth all things; and how it is written of the Son of man, that he must suffer many things, and be set at nought. Ary Izy nanao taminy hoe: Elia dia avy aloha ihany ka mampody ny zavatra rehetra. Ary ahoana kosa no nanoratana ny amin' ny Zanak' olona fa tsy maintsy mijaly mafy Izy ka hatao tsinontsinona? Ary lazaiko aminareo fa efa tonga sahady Elia, sady nataon' ny olona taminy izay sitraky ny fony, araka ny nanoratana azy. Il leur dit : " Oui, Élie doit venir d' abord et tout remettre en ordre. Et comment est-il écrit du Fils de l' homme qu' il doit beaucoup souffrir et être méprisé ?
Mar / Mk 9:13 But I say unto you, That Elias is indeed come, and they have done unto him whatsoever they listed, as it is written of him. Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga Elia, sady nataon' ny olona taminy izay sitraky ny fony araka ny nanoratana azy. Nony tafaverina teo amin' ny mpianany izy dia nahita vahoaka betsaka nanodidina azy, sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy. Mais je vous le dis : Élie est bien déjà venu et ils l' ont traité à leur guise, comme il est écrit de lui. "
Mar / Mk 9:14 And when he came to his disciples, he saw a great multitude about them, and the scribes questioning with them. Ary nony tonga teo amin' ny mpianatra izy, dia nahita vahoaka betsaka manodidina azy sy mpanora-dalàna niady hevitra taminy. Gaga ny olona rehetra nony nahita an' i Jeso, ka nidodododo hiarahaba azy niaraka tamin' izay. En rejoignant les disciples, ils virent une foule nombreuse qui les entourait et des scribes qui discutaient avec eux.
Mar / Mk 9:15 And straightway all the people, when they beheld him, were greatly amazed, and running to him saluted him. Ary niaraka tamin' izay, nony nahita Azy ny vahoaka rehetra, dia talanjona ka nihazakazaka nanatona sy niarahaba Azy. Dia nanontany azy ireo izy nanao hoe: Ny amin' ny inona no iadianareo hevitra amin' ireto? Et aussitôt qu' elle l' aperçut, toute la foule fut très surprise et ils accoururent pour le saluer.
Mar / Mk 9:16 And he asked the scribes, What question ye with them? Ary Izy nanontany azy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin' ireto? ka novalian' ny anankiray tamin' ny vahoaka hoe: Ry Mpampianatra ô, nitondra ny zanako lahy azon' ny demony moana nankaty aminao aho; Et il leur demanda : " De quoi disputez-vous avec eux ? "
Mar / Mk 9:17 And one of the multitude answered and said, Master, I have brought unto thee my son, which hath a dumb spirit; Ary ny anankiray tamin' ny vahoaka namaly ka nanao hoe: Mpampianatra ô, nentiko ho etý aminao ny zanako-lahy, izay azom-panahy moana; fa na aiza na aiza ahazoany azy dia sady akapokapony izy no mandoa vory sy mikitronify, ka efa mihamalazolazo erý; ary efa nangataka ny mpianatrao handroaka azy aho, fa tsy nahomby izy ireo. Quelqu' un de la foule lui dit : " Maître, je t' ai apporté mon fils qui a un esprit muet.
Mar / Mk 9:18 And wheresoever he taketh him, he teareth him: and he foameth, and gnasheth with his teeth, and pineth away: and I spake to thy disciples that they should cast him out; and they could not. ary na aiza na aiza no ahazoany azy, dia ampihinjitrinjiriny izy, ary mandoa vory, dia mikitro-nify sady valaka dia valaka; ary niteny tamin' ny mpianatrao aho mba hamoaka izany; fa tsy hainy. Dia niteny Jeso nanao hoe: Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? mandra-pahoviana no handeferako aminareo? Ento atý amiko izy. Quand il le saisit, il le jette à terre, et il écume, grince des dents et devient raide. Et j' ai dit à tes disciples de l' expulser et ils n' en ont pas été capables. " -
Mar / Mk 9:19 He answereth him, and saith, O faithless generation, how long shall I be with you? how long shall I suffer you? bring him unto me. Ary Jesosy namaly azy hoe: Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? Mandra-pahoviana no handeferako aminareo? Ento etý amiko izy. Dia nentiny nankeo aminy izy, ary vantany vao nahita azy ny demony, dia nampifanintotsintona ny zaza ka lavo nitsinkasina sady nandoa vory. " Engeance incrédule, leur répond-il, jusques à quand serai-je auprès de vous ? Jusques à quand vous supporterai-je ? Apportez-le-moi. "
Mar / Mk 9:20 And they brought him unto him: and when he saw him, straightway the spirit tare him; and he fell on the ground, and wallowed foaming. Dia nentiny teo aminy izy; fa nony nahita an' i Jesosy izy, dia nampifanintontsintona ny tenany niaraka tamin' izay ny fanahy. Dia lavo tamin' ny tany izy sady nitsinkasinkasina sy nandoa vory. Dia nanontany ny rain-drazazalahy Jeso nanao hoe: Hoatrinona izay no nahatongavan' izao taminy? Ka novaliany hoe: Hatry ny fony izy mbola kely; Et ils le lui apportèrent. Sitôt qu' il vit Jésus, l' esprit secoua violemment l' enfant qui tomba à terre et il s' y roulait en écumant.
Mar / Mk 9:21 And he asked his father, How long is it ago since this came unto him? And he said, Of a child. Ary Jesosy nanontany an-drainy hoe: Hoatrinona izay no nahatongavan' izao taminy? Ary hoy izy: Hatry ny fony izy mbola zaza. ary matetika izy no nazeran' ny demony tamin' ny afo sy tany anaty rano mba hahafaty azy; ka raha mba misy hainao re, mamindra fo aminay, ary vonjeo izahay! Et Jésus demanda au père : " Combien de temps y a-t-il que cela lui arrive ? " - " Depuis son enfance, dit-il ;
Mar / Mk 9:22 And ofttimes it hath cast him into the fire, and into the waters, to destroy him: but if thou canst do any thing, have compassion on us, and help us. Ary nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy; fa raha mba misy hainao, dia mamindrà fo aminay, ka vonjeo izahay. Dia hoy Jeso taminy: Raha hainao ny mino, tsy misy tsy azo atao ho an' izay mino. et souvent il l' a jeté soit dans le feu soit dans l' eau pour le faire périr. Mais si tu peux quelque chose, viens à notre aide, par pitié pour nous. " -
Mar / Mk 9:23 Jesus said unto him, If thou canst believe, all things are possible to him that believeth. Fa hoy Jesosy taminy: Hainao hoe? Ny zavatra rehetra dia hain' ny mino. Niaraka tamin' izay, dia sady niantso mafy ny rain-drazazalahy no nanao an-dranomaso hoe: Mino aho, Tompoko, fa vonjeo re ity tsy finoako. " Si tu peux ! ... reprit Jésus ; tout est possible à celui qui croit. "
Mar / Mk 9:24 And straightway the father of the child cried out, and said with tears, Lord, I believe; help thou mine unbelief. Ary niaraka tamin' izay dia niantso ny rain-drazazalahy ka nanao hoe: Mino aho; vonjeo mba ho afaka amin' ny tsi-finoako. Ary nony nahita ny vahoaka nidodododo nanatona azy Jeso, dia niteny mafy ny fanahy maloto izy nanao hoe: Ry fanahy marenina sy moana, izaho mandidy anao, mivoaha amin' io zaza io, ka aza miditra ao aminy intsony. Aussitôt le père de l' enfant de s'écrier : " Je crois ! Viens en aide à mon peu de foi ! "
Mar / Mk 9:25 When Jesus saw that the people came running together, he rebuked the foul spirit, saying unto him, Thou dumb and deaf spirit, I charge thee, come out of him, and enter no more into him. Ary nony hitan' i Jesosy fa nihazakazaka nanatona azy ny vahoaka, dia niteny mafy ny fanahy maloto Izy ka nanao taminy hoe: Ry fanahy moana sy marenina! Izaho mandidy anao: Mivoaha aminy, ka aza miditra ao anatiny intsony. Dia sady ninananana ny demony no nampifanintontsintona azy mafy vao niala taminy, ka efa toy ny maty ilay zazalahy, ary efa nataon' ny maro hoe maty aza. Jésus, voyant qu' une foule affluait, menaça l' esprit impur en lui disant : " Esprit muet et sourd, je te l' ordonne, sors de lui et n' y rentre plus. "
Mar / Mk 9:26 And the spirit cried, and rent him sore, and came out of him: and he was as one dead; insomuch that many said, He is dead. Ary rehefa ninananana izy sady nampifanintontsintona mafy ilay zazalahy, dia nivoaka taminy; ary efa toy ny maty, ka dia nataon' ny maro hoe: Maty. Fa noraisin' i Jeso tamin' ny tànany izy, dia nareniny, ka nitsangana. Après avoir crié et l' avoir violemment secoué, il sortit, et l' enfant devint comme mort, si bien que la plupart disaient : " Il a trépassé ! "
Mar / Mk 9:27 But Jesus took him by the hand, and lifted him up; and he arose. Fa Jesosy nandray ny tànany ka nanarina azy; dia nitsangana izy. Nony tonga tany an-trano izy, dia nanontanian' ny mpianany mangingina hoe: Nahoana no tsy naharoaka azy izahay? Mais Jésus, le prenant par la main, le releva et il se tint debout.
Mar / Mk 9:28 And when he was come into the house, his disciples asked him privately, Why could not we cast him out? Ary rehefa tonga tao an-trano Jesosy, dia nanontany Azy mangingina ny mpianany hoe: izahay tsy nahavoaka azy. Ka hoy izy taminy: Tsy azo roahina afa-tsy amin' ny fivavahana sy ny fifadian-kanina izany karazan-demony izany. Quand il fut rentré à la maison, ses disciples lui demandaient dans le privé : " Pourquoi nous autres, n' avons-nous pu l' expulser ? "
Mar / Mk 9:29 And he said unto them, This kind can come forth by nothing, but by prayer and fasting. Ary hoy Izy taminy: Iny karazana iny tsy mba azo avoaka na amin' inona na amin' inona, afa-tsy amin' ny fivavahana ihany. Nony niala teo izy ireo, dia namaky an' i Galilea, ary tsy tian' i Jeso ho fantatr' olona izany, Il leur dit : " Cette espèce-là ne peut sortir que par la prière. "
Mar / Mk 9:30 And they departed thence, and passed through Galilee; and he would not that any man should know it. Dia niala teo izy ka nizotra namaky an' i Galilia, ary tsy tian' i Jesosy ho fantatry ny olona izany. fa nampianatra ny mpianany izy ary nanao taminy hoe: Hatolotra eo an-tanan' ny olombelona ny Zanak' olona, dia hovonoiny, fa hitsangana amin' ny maty izy raha afaka hateloana aorian' ny hahafatesany. Étant partis de là, ils faisaient route à travers la Galilée et il ne voulait pas qu' on le sût.
Mar / Mk 9:31 For he taught his disciples, and said unto them, The Son of man is delivered into the hands of men, and they shall kill him; and after that he is killed, he shall rise the third day. Fa nampianatra ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ny Zanak' olona dia hatolotra eo an-tànan' ny olona ka hovonoiny; ary rehefa voavono Izy, dia hitsangana rehefa afaka hateloana. Tsy fantatr' izy ireo anefa izany teny izany, sady tsy sahiny nanontaniana azy koa. Car il instruisait ses disciples et il leur disait : " Le Fils de l' homme est livré aux mains des hommes et ils le tueront, et quand il aura été tué, après trois jours il ressuscitera. "
Mar / Mk 9:32 But they understood not that saying, and were afraid to ask him. Fa izy ireo tsy nahafantatra izany teny izany sady natahotra hanontany Azy. Dia tonga tany Kafarnaoma izy ireo, ary nony mby tao an-trano, dia nanontany ny mpianany Jeso nanao hoe: Inona izany niadianareo hevitra tany an-dàlana izany? Mais ils ne comprenaient pas cette parole et ils craignaient de l' interroger.
Mar / Mk 9:33 And he came to Capernaum: and being in the house he asked them, What was it that ye disputed among yourselves by the way? Ary tonga tao Kapernaomy izy; ary rehefa mby tao an-trano Jesosy, dia nanontany ny mpianany hoe: Inona no niadianareo hevitra teny an-dalana? Fa tsy niteny tsy nivolana izy, satria ny amin' izay ho lehibe indrindra amin' izy rehetra no niadiany hevitra teny an-dàlana. Ils vinrent à Capharnaüm ; et une fois à la maison, il leur demandait : " De quoi discutiez-vous en chemin ? "
Mar / Mk 9:34 But they held their peace: for by the way they had disputed among themselves, who should be the greatest. Fa tsy nahateny izy, satria efa niady hevitra teny an-dalana izy ny amin' izay lehibe indrindra. Dia nipetraka izy ary niantso ny roa ambin' ny folo lahy ka nanao taminy hoe: Izay te-ho voalohany no ho farany indrindra sy ho mpanompon' ny olona rehetra. Eux se taisaient, car en chemin ils avaient discuté entre eux qui était le plus grand.
Mar / Mk 9:35 And he sat down, and called the twelve, and saith unto them, If any man desire to be first, the same shall be last of all, and servant of all. Ary rehefa tafapetraka Jesosy, dia niantso ny roa ambin' ny folo lahy Izy ka nanao taminy hoe: Raha misy te-ho voalohany, dia hatao farany amin' izy rehetra sy ho mpanompo' izy rehetra izy. Ary nandray zaza anankiray izy, napetrany teo afovoany, sy nofihininy, ary hoy izy tamin' ny mpianany hoe: Alors, s'étant assis, il appela les Douze et leur dit : " Si quelqu' un veut être le premier, il sera le dernier de tous et le serviteur de tous. "
Mar / Mk 9:36 And he took a child, and set him in the midst of them: and when he had taken him in his arms, he said unto them, Ary nandray zaza Izy ka nametraka azy teo afovoany; ary raha notrotroiny ilay zaza, dia hoy Izy tamin' ny mpianany: Na iza na iza handray anankiray amin' ny zazakely toy itony amin' ny anarako, dia handray ahy, ary izay mandray ahy dia tsy mandray ahy, fa izay naniraka ahy. Puis, prenant un petit enfant, il le plaça au milieu d' eux et, l' ayant embrassé, il leur dit :
Mar / Mk 9:37 Whosoever shall receive one of such children in my name, receiveth me: and whosoever shall receive me, receiveth not me, but him that sent me. Na zovy na zovy no mandray zaza iray tahaka itony amin' ny anarako, dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy, dia tsy mandray Ahy, fa Izay naniraka Ahy. Ary niteny Joany ka nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, nahita olona anankiray nandroaka demony amin' ny anaranao izahay; nefa tsy namantsika ka noraranay. " Quiconque accueille un enfant comme celui-ci à cause de mon nom, c' est moi qu' il accueille ; et quiconque m' accueille, ce n' est pas moi qu' il accueille, mais Celui qui m' a envoyé. "
Mar / Mk 9:38 And John answered him, saying, Master, we saw one casting out devils in thy name, and he followeth not us: and we forbad him, because he followeth not us. Ary hoy Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona anankiray namoaka demonia tamin' ny anaranao izahay, ka noraranay izy, satria tsy nanaraka antsika. Fa hoy Jeso: Aza raranareo izy; fa tsy misy olona hanao fahagagana amin' ny anarako ka hanaratsy ahy vetivety foana. Jean lui dit : " Maître, nous avons vu quelqu' un expulser des démons en ton nom, quelqu' un qui ne nous suit pas, et nous voulions l' empêcher, parce qu' il ne nous suivait pas. "
Mar / Mk 9:39 But Jesus said, Forbid him not: for there is no man which shall do a miracle in my name, that can lightly speak evil of me. Fa hoy Jesosy: Aza mandrara azy; fa tsy misy olona izay hanao asa lehibe amin' ny anarako ka hahateny ratsy Ahy vetivety. Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. Mais Jésus dit : " Ne l' en empêchez pas, car il n' est personne qui puisse faire un miracle en invoquant mon nom et sitôt après parler mal de moi.
Mar / Mk 9:40 For he that is not against us is on our part. Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. Na iza na iza hanome rano eran' ny kapoaka anareo amin' ny anarako, satria an' ny Kristy hianareo, dia lazaiko marina aminareo fa tsy ho very valisoa izy. Qui n' est pas contre nous est pour nous.
Mar / Mk 9:41 For whosoever shall give you a cup of water to drink in my name, because ye belong to Christ, verily I say unto you, he shall not lose his reward. Fa na iza na iza no manome anareo rano eran' ny kapoaka hosotroinareo, satria an' i Kristy ianareo, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany. Ary na iza na iza hanafintohina ny anankiray amin' ireny madinika mino ahy ireny, dia tsaratsara kokoa ho azy ny hanantonana vato fikosohan-dafarina amin' ny vozony, ka havarina any anaty ranomasina izy. " Quiconque vous donnera à boire un verre d' eau pour ce motif que vous êtes au Christ, en vérité, je vous le dis, il ne perdra pas sa récompense.
Mar / Mk 9:42 And whosoever shall offend one of these little ones that believe in me, it is better for him that a millstone were hanged about his neck, and he were cast into the sea. Ary na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin' ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ranomasina izy. Raha ny tànanao no manafintohina anao, tapaho izy; fa aleo kilemaina miditra any amin' ny fiainana hianao, toy izay manan-tanan-droa havarina any amin' ny gehena, dia any amin' ny afo tsy azo vonoina, " Mais si quelqu' un doit scandaliser l' un de ces petits qui croient, il serait mieux pour lui de se voir passer autour du cou une de ces meules que tournent les ânes et d'être jeté à la mer.
Mar / Mk 9:43 And if thy hand offend thee, cut it off: it is better for thee to enter into life maimed, than having two hands to go into hell, into the fire that never shall be quenched: Ary raha ny tananao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin' ny fiainana noho ny manana tanana roa, nefa hariana any amin' ny helo, dia any amin' ny afo tsy azo vonoina. izay misy olitra tsy mety maty sy afo tsy maty mandrakizay. Et si ta main est pour toi une occasion de péché, coupe-la : mieux vaut pour toi entrer manchot dans la Vie que de t' en aller avec tes deux mains dans la géhenne, dans le feu qui ne s'éteint pas
Mar / Mk 9:44 Where their worm dieth not, and the fire is not quenched. Ary raha ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy, fa aleo tapa-tongotra an' ila miditra any amin' ny fiainana hianao toy izay manana tongotra roa havarina any amin' ny gehen' afo tsy azo vonoina,
Mar / Mk 9:45 And if thy foot offend thee, cut it off: it is better for thee to enter halt into life, than having two feet to be cast into hell, into the fire that never shall be quenched: Ary raha ny tongotrao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra mandringa any amin' ny fiainana noho ny manana tongotra roa, nefa hariana any amin' ny helo. izay misy olitra tsy mety maty sy afo tsy maty mandrakizay. Et si ton pied est pour toi une occasion de péché, coupe-le : mieux vaut pour toi entrer estropié dans la Vie que d'être jeté avec tes deux pieds dans la géhenne
Mar / Mk 9:46 Where their worm dieth not, and the fire is not quenched. Raha ny masonao no manafintohina anao, esory izy, fa aleo toka-maso miditra any amin' ny fanjakan' Andriamanitra hianao, toy izay mana-maso roa havarina any amin' ny gehen' afo,
Mar / Mk 9:47 And if thine eye offend thee, pluck it out: it is better for thee to enter into the kingdom of God with one eye, than having two eyes to be cast into hell fire: Ary raha ny masonao no manafintohina anao, esory hiala izy: fa tsara ho anao ny hiditra toka-maso amin' ny fanjakan' Andriamanitra noho ny manana maso roa, nefa hariana any amin' ny helo; izay tsy mety maty ny olitr' izy ireo ary tsy azo vonoina ny afo. Et si ton oeil est pour toi une occasion de péché, arrache-le : mieux vaut pour toi entrer borgne dans le Royaume de Dieu que d'être jeté avec tes deux yeux dans la géhenne
Mar / Mk 9:48 Where their worm dieth not, and the fire is not quenched. any ny kankany tsy maty, ary ny afo tsy vonoina. Fa izy rehetra any hosiraina amin' ny afo, toy ny sorona rehetra siraina amin' ny sira. où leur ver ne meurt point et où le feu ne s'éteint point.
Mar / Mk 9:49 For every one shall be salted with fire, and every sacrifice shall be salted with salt. Fa samy ho voasira amin' ny afo izy rehetra. Tsara ny fanasina: fa rahefa lefy izy, inona no hampodianareo ny tsirony? Tano tsara ny sira aminareo, ka mihavàna hianareo. Car tous seront salés par le feu.
Mar / Mk 9:50 Salt is good: but if the salt have lost his saltness, wherewith will ye season it? Have salt in yourselves, and have peace one with another. Tsara ny sira, fa raha tonga matsatso izy, inona no ho entinareo mampody ny tsirony? Aoka hisy sira ao anatinareo, ka mihavàna tsara ianareo. C' est une bonne chose que le sel ; mais si le sel devient insipide, avec quoi l' assaisonnerez-vous ? Ayez du sel en vous-mêmes et vivez en paix les uns avec les autres. "

<-
->