<-
->

Ton 7:1 How beautiful are thy feet with shoes, O prince' s daughter! the joints of thy thighs are like jewels, the work of the hands of a cunning workman. Miverena, miverena, ry Solemita; Miverena, miverena, mba hijerenay anao. Inona no hitanareo amin' ny Solemita? Dihy tahaka ny an' i Mahanaima. Ny antokom-pihira miverena, miverena, ry Solamita. Miverena, miverena, mba hijerenay anao. Ahoana hianareo no mijery ny Solamita tahaka ny dihy any Makanaima. Reviens, reviens, Sulamite; reviens, reviens, que nous te regardions! Pourquoi regardez-vous la Sulamite, dansant comme en un double choeur ?
Ton 7:2 Thy navel is like a round goblet, which wanteth not liquor: thy belly is like an heap of wheat set about with lilies. Endrey! mahate-hijery ny famindran' ny tongotrao mikiraro, ry zazavavy zanak' andriana! Dia tahaka ny firavaka ny amboam-penao, nataon' ny tanan' ny mahay zavatra. Ny antokom-pihira endrey izany hatsaran' ny tongotrao misy kapa, ry zanakavavin' andriandahy! Ny filefitry ny valahanao tahaka ny rado, asan-tanan' ny mpahay zavatra. Que tes pieds sont beaux dans tes sandales, fille de prince! La courbe de tes flancs est comme un collier, oeuvre des mains d' un artiste.
Ton 7:3 Thy two breasts are like two young roes that are twins. Ny foitrao dia tahaka ny tomaboha kivorivory; Tsy ho diso divay noharoharoan-java-manitra anie izy! Ny kibonao dia tahaka ny vary tritika voatoby sady voaravaka lilia manodidina. Ny foitranao dia kaopy kivorivory tsy ilaozan-divay voaisy zava-manitra. Ny kibonao toa varimbazaha mitoby, voahodidina lisy. Ton nombril forme une coupe, que les vins n' y manquent pas! Ton ventre, un monceau de froment, de lis environné.
Ton 7:4 Thy neck is as a tower of ivory; thine eyes like the fishpools in Heshbon, by the gate of Bathrabbim: thy nose is as the tower of Lebanon which looketh toward Damascus. Ny nononao roa dia tahaka ny gazela kambana mbola tanora. Ny nononao roa toa zana-tserfavavy roa, zanaka kamban' ny gazela izay. Tes deux seins ressemblent à deux faons, jumeaux d' une gazelle.
Ton 7:5 Thine head upon thee is like Carmel, and the hair of thine head like purple; the king is held in the galleries. Ny vozonao dia tahaka ny tilikambo ivory; Ny masonao dia tahaka ny kamory any Hesbona, dia eo am-bavahadin' ny tanàna be olona; Ny oronao dia tahaka ny tilikambo any Libanona, izay manandrify an' i Damaskosy. Ny vozonao tahaka ny tilikambo ivoara; ny masonao tahaka ny kamorin' i Hesebona, anilan' ny vavahadin' ity tanàna be mponina. Ny oronao tahaka ny tilikambo any Libana, izay manatrika ny ilan' i Damasa. Ton cou, une tour d' ivoire. Tes yeux, les piscines de Heshbôn, près de la porte de Bat-Rabbim. Ton nez, la tour du Liban, sentinelle tournée vers Damas.
Ton 7:6 How fair and how pleasant art thou, O love, for delights! Ny lohanao dia tahaka an' i Karmela, ary ny volon-dohanao milantolanto dia somary volomparasy. Voatanan' ny volo olioly ny mpanjaka! Ny lohanao mipetraka eo amboninao tahaka an' i Karmela, ny volon-dohanao tahaka ny jaky mena; voasinton' ny fiolikoliny ny mpanjaka. Ton chef se dresse, semblable au Carmel, et ses nattes sont comme la pourpre; un roi est pris à tes boucles.
Ton 7:7 This thy stature is like to a palm tree, and thy breasts to clusters of grapes. Endrey! tsara tarehy sady mahafinaritra ianao, ry malala, amin' izao zava-mahafinaritra rehetra izao! Soa loatra ity hianao, mahafinaritra ity hianao, ry fitiavako ao anatin' ny fahafinaretana. Que tu es belle, que tu es charmante, ô amour, ô délices!
Ton 7:8 I said, I will go up to the palm tree, I will take hold of the boughs thereof: now also thy breasts shall be as clusters of the vine, and the smell of thy nose like apples; Izato tsangananao dia tahaka ny rofia, Ary ny nononao dia tahaka ny sampahony. Ny tsangananao manahaka ny fototr' antrendry, ary ny nononao, no toy ny sampahony. Dans ton élan tu ressembles au palmier, tes seins en sont les grappes.
Ton 7:9 And the roof of thy mouth like the best wine for my beloved, that goeth down sweetly, causing the lips of those that are asleep to speak. Hoy izaho: Hananika ny rofia aho ka handray ny rantsany; Ary aoka ny nononao ho toy ny sampahom-boaloboka amiko, ary ny fofonainao ho tahaka ny an' ny poma, Ka hoy aho: Hananika ny fototr' antrendry aho, dia handray ny sampahony. Aoka ny nononao ho tahaka ny sampahom-boaloboka; ny hanitry ny fofon' ainao, ho toy ny an' ny paoma; J' ai dit : Je monterai au palmier, j' en saisirai les régimes. Tes seins, qu' ils soient des grappes de raisin, le parfum de ton souffle, celui des pommes;
Ton 7:10 I am my beloved' s, and his desire is toward me. Ny vavanao dia toy ny divay tsara, eny, divay mikorotsaka mora eo an-tendan' ny malalako sady miditra misononoka amin' ny molotry ny matory. ary ny vavanao ho toy ny divay voafantina...! Izay mitsororoka moramora ho an' ny malalako, mitsoriaka eo amin' ny molotry ny matory. tes discours, un vin exquis!
Ton 7:11 Come, my beloved, let us go forth into the field; let us lodge in the villages. An' ny malalako aho, sady manina ahy izy. An' ny malalako aho, ary aty amiko no alehan' ny faniriany. Je suis à mon bien-aimé, et vers moi se porte son désir.
Ton 7:12 Let us get up early to the vineyards; let us see if the vine flourish, whether the tender grape appear, and the pomegranates bud forth: there will I give thee my loves. Avia, ry malalako, aoka handeha ho any an-tsaha isika; Andeha handry any ambanivohitra isika. Avia, ry malalako, andeha isika ho any an-tsaha; andeha isika handry any amin' ny vohitra any. Viens, mon bien-aimé, allons aux champs! Nous passerons la nuit dans les villages,
Ton 7:13 The mandrakes give a smell, and at our gates are all manner of pleasant fruits, new and old, which I have laid up for thee, O my beloved. Dia aoka hifoha maraina koa ho any an-tanim-boaloboka isika; Aoka hizahantsika raha mitsimoka ny voaloboka, sy mivelatra ny voniny, ary mamony ny ampongaben-danitra any no hanehoako ny fitiavako anao. Mamerovero tsara ny dodaima, sady ao am-bavahadintsika misy voankazo tsara samy hafa, na ny vao na ny ela: Efa notehiriziko ho anao izany, ry malalako. Ho any an-tanimboaloboka, vao maraina isika, ka ho hitantsika raha mitsiry ny voaloboka, raha mivelatra ny tsiriny, raha mamony ny apongabendanitra; any homeko anao ny fitiavako. dès le matin nous irons aux vignobles. Nous verrons si la vigne bourgeonne, si ses pampres fleurissent, si les grenadiers sont en fleur. Alors je te ferai le don de mes amours.
Ton 7:14 Mamerovero ny hanitry ny mandragora, ary ao am-bavahadintsika avokoa ny voankazo tsara indrindra, na ny vaovao na ny tranainy: notehiriziko ho anao izany, ry malalako. Les mandragores exhalent leur parfum, à nos portes sont tous les meilleurs fruits. Les nouveaux comme les anciens, je les ai réservés pour toi, mon bien-aimé.

<-
->