<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Tobia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Tobie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Tb 7:15 | Dia nalainy ny tànana havanan' ny zanany vavy nataony teo amin' ny tànana havanan' i Tobia ka hoy izy: Homba anareo anie ny Andriamanitr' i Abrahama, ny Andriamanitr' Isaaka, ary ny Andriamanitr' i Jakoba, hanakambana anareo anie izy, ary hampidina ny tso-dranony feno aminareo. |