<-
->

Tb 11:1 Nony niverina izy ireo, ka tonga tao Karana, tanàna eo amin' ny fisasahan-dàlana mankany Niniva, tamin' ny andro faharaika ambin' ny folo, Ils approchaient de Kasérîn, en face de Ninive.
Tb 11:2 dia hoy ity anjely: Ry Tobia rahalahiko, fantatrao ny toetra nandaozanao an-drainao teo; Raphaèl dit : "Tu sais dans quel état nous avons laissé ton père,
Tb 11:3 ka raha sitrakao andeha isika hialoha, fa avelao ny ankizilahy no handeha kelikely isan' andro ato aoriana, miaraka amin' ivadinao sy ireto biby fiompinao. prenons de l' avance sur ta femme, pour aller préparer la maison, pendant qu' elle arrive avec les autres."
Tb 11:4 Nankasitrahan' i Tobia izany hevitra izany, ka hoy Rafaela taminy: Mitondrà eo aminao amin' ny aferon-kazandrano, fa misy hilanao an' izany; dia naka tamin' izany afero izany Tobia, ary niainga izy ireo. Ils marchèrent tous deux ensemble il lui avait bien recommandé d' emporter le fiel , et le chien les suivait.
Tb 11:5 Tamin' izany Anna, nandeha isan' andro, nipetraka teo amoron-dalana, tamin' izao havoana kely izao, fa mahatazan-davitra eo. Anna était assise, à surveiller la route par où viendrait son fils.
Tb 11:6 Raha ilay nitily ny hihavian-janany iny indrindra izy dia indry izy tazany tamy mbola lavitra, ka rahefa fantany dia lasa izy nihazakazaka nilaza tamin' ny lahy nanao hoe: Indry tamy ny zanakao. Elle pressentit que c'était lui, et elle dit au père : "Voici ton fils qui arrive avec son compagnon!"
Tb 11:7 Tobia izany, dia nilazan-dRafaela hoe: Rahefa tonga any an-trano hianao, ny Tompo Andriamanitrao no itsaohy miaraka amin' izay dia misaora azy, vao manatona an-drainao hianao sy manoroka azy; Raphaèl dit à Tobie, avant qu' il eût rejoint son père : "Je te garantis que les yeux de ton père vont s' ouvrir.
Tb 11:8 ary hosory faingana amin' ilay aferon-kazandrano nentinao ny masony, satria fantaro fa hisokatra eo no ho eo ny masony ka hahita ny hazavan' ny lanitra ny rainao, sy ho feno hafaliana amin' ny fahitana anao. Tu lui appliqueras sur l' oeil le fiel de poisson : la drogue mordra, et lui tirera des yeux une petite peau blanche. Et ton père cessera d'être aveugle et verra la lumière."
Tb 11:9 Tamin' izay ilay alika nanaraka azy tany am-pivahiniana, nihazakazaka nialoha azy ireo toa hilaza ny vaovao, nanafosafo tamin' ny rambony, an-kafaliana fatratra. La mère courut se jeter au cou de son fils : "Maintenant, disait-elle, je puis mourir, je t' ai revu!" Et elle pleura.
Tb 11:10 Dia nitsangana ity ray jamba, ka rafitra nihazakazaka, fa tafintohina ny tongony ka noraisin' ny mpanompo anankiray tamin' ny tànany izy handeha hitsena an-janany. Tobit se leva, il trébuchait, mais il réussit à franchir la porte de la cour. Tobie se dirigea à sa rencontre
Tb 11:11 Nofihininy tamin' ny tànany sy nohorokorohany izy, ary torak' izany koa no nataon' ny vadiny, dia samy latsa-dranomason-kafaliana izy mivady. il portait dans sa main le fiel de poisson . Il lui souffla dans les yeux, et lui dit, en le tenant bien : "Aie confiance, père!" Puis il appliqua la drogue, et la laissa quelque temps,
Tb 11:12 Nony avy nitsaoka sy nisaotra an' Andriamanitra izy ireo, dia nipetraka. et enfin, de chaque main, il lui ôta une petite peau du coin des yeux.
Tb 11:13 Niaraka tamin' izay, nalain' i Tobia ny aferon-kazandrano, ka nohosorany tamin' io ny mason-drainy. Alors son père tomba à son cou
Tb 11:14 Niandry sahabo ho antsasak' adiny izy, dia nisy zavatra fotsifotsy hoatra ny hoditr' atody nanomboka niala avy ao amin' ny masony. et il pleura. Il s'écria : "Je te vois, mon fils, lumière de mes yeux!" Et il dit Béni soit Dieu Béni son grand Nom! Bénis tous ses saints anges! Béni son grand Nom dans tous les siècles!
Tb 11:15 Noraisin' i Tobia izay, nosintoniny hiala amin' ny mason-drainy, dia nahiratra niaraka tamin' izay izy. Parce qu' il m' avait frappé, et qu' il a eu pitié de moi, et que je vois mon fils Tobie! Tobie entra dans la maison, de joie il bénissait Dieu à haute voix. Puis il mit son père au courant : son voyage a bien marché, il rapporte l' argent; il a épousé Sarra, fille de Ragouèl; elle le suit de peu, elle n' est pas loin des portes de Ninive.
Tb 11:16 Koa nisaotra an' Andriamanitra izy ireo, dia izy sy ny vadiny mbamin' izay rehetra nahalala azy. Tobit partit à la rencontre de sa belle-fille, vers les portes de Ninive, en louant Dieu dans sa joie. Quand les gens de Ninive le virent marcher en se passant de guide, et avancer avec sa vigueur d' autrefois, ils furent émerveillés.
Tb 11:17 Hoy Tobia: Misaotra anao aho, ry Tompo Andriamanitr' Israely, fa nofaizinao aho, dia nositraninao indray; ary indro mahita an' i Tobia zanako aho. Tobit proclama devant eux que Dieu avait eu pitié de lui, et lui avait ouvert les yeux. Enfin Tobit approcha de Sarra, l'épouse de son fils Tobie, et il la bénit en ces termes "Sois la bienvenue, ma fille! Béni soit ton Dieu de t' avoir fait venir chez nous, ma fille! Béni soit ton père, béni soit mon fils Tobie, et bénie sois-tu, ma fille! Sois la bienvenue chez toi, dans la joie et la bénédiction! Entre, ma fille."
Tb 11:18 Hafitoana taorian' izany, dia tonga koa Sarà sy ny mpanompony rehetra samy salama tsara, mbamin' ny biby fiompiny aman-drameva ary ny vola rehetra tamin' ny fanambadiany, sy ilay naverin' i Gabelosa. Ce jour-là fut une fête pour tous les Juifs de Ninive,
Tb 11:19 Notantarain' i Tobia tamin-drainy aman-dreniny ny soa rehetra natolotr' Andriamanitra azy, tamin' ny nataon' ity lehilahy nitari-dàlana azy. et ses cousins Ahikar et Nadab vinrent partager la joie de Tobit.
Tb 11:20 Akiora sy Nabata havan' i Tobia koa tonga namangy azy tamin-kafaliana lehibe, sy niarahaba azy tamin' ny soa rehetra nataon' Andriamanitra taminy.
Tb 11:21 Ka niara-nihinana sy nirobiroby fatratra izy ireo, nandritra ny hafitoana.

<-
->