<-
->

Tb 2:1 Taty aorian' izany, tonga ny anankiray amin' ny fetin' ny Tompo, ary nanomanana sakafo lehibe tao an-tranon' i Tobia, Sous le règne d' Asarhaddon, je revins donc chez moi, et ma femme Anna me fut rendue avec mon fils Tobie. A notre fête de la Pentecôte la fête des Semaines , il y eut un bon dîner. Je pris ma place au repas,
Tb 2:2 ka hoy izy tamin' ilay zanany: Mandehana ary mitondrà mankaty olona vitsivitsy iray foko amintsika, izay matahotra an' Andriamanitra, hiara-misakafo amintsika. on m' apporta la table et on m' apporta plusieurs plats. Alors je dis à mon fils Tobie : "Va chercher, mon enfant, parmi nos frères déportés à Ninive, un pauvre qui soit de coeur fidèle, et amène-le pour partager mon repas. J' attends que tu reviennes, mon enfant."
Tb 2:3 Dia lasa ilay zanany; nony niverina izy, dia nilaza taminy fa misy zanak' Israely anankiray, novonoin' olona, ka mitsitra foana ao an-dalam-be ao. Nitsangana niaraka tamin' izay Tobia, niala tamin' ny latabatra, navelany teo ny sakafo, tsy nihinana izy na dia kely aza; nony tonga tany amin' ilay faty izy, Tobie sortit donc en quête d' un pauvre parmi nos frères, mais il revint et dit : "Père!" Je répondis : "Eh bien, mon enfant?" Il reprit : "Père, il y a quelqu' un de notre peuple qui vient d'être assassiné, il a été étranglé, puis jeté sur la place du marché, et il y est encore."
Tb 2:4 nalainy io, dia nentiny nafenina tao an-tranony, haleviny amim-pahamalinana, rahefa maty ny masoandro. Je ne fis qu' un bond, laissai mon repas intact, enlevai l' homme de la place, et le déposai dans une chambre, en attendant le coucher du soleil pour l' enterrer.
Tb 2:5 Avy nanafina io izy vao nisakafo, tamin-kovitra aman-dranomaso, Je rentrai me laver, et je mangeai mon pain dans le chagrin,
Tb 2:6 fa tsaroany ilay tenin' ny Tompo nolazainy tamin' ny vavan' i Amosa mpaminany hoe: Hanjary fitolokoana amam-pisaonana ny andro fetinareo. avec le souvenir des paroles du prophète Amos sur Béthel Vos fêtes seront changées en deuil et tous vos cantiques en lamentations.
Tb 2:7 Nony maty ny masoandro, dia nivoaka nandevina ilay faty izy. Et je pleurai. Puis, quand le soleil fut couché, j' allai, je creusai une fosse et je l' ensevelis.
Tb 2:8 Nanome tsiny azy avokoa anefa ny olona manodidina azy, nanao hoe: Efa nodidiana hovonoina ho faty hianao noho izany ihany, ary vao afaka tamin' izany fanamelohana ho faty izany hianao, dia manomboka mandevina ny maty indray! Mes voisins disaient en riant : "Tiens! Il n' a plus peur." Il faut se rappeler que ma tête avait déjà été mise à prix pour ce motif-là. "La première fois, il s' est enfui; et le voilà qui se remet à enterrer les morts!"
Tb 2:9 Andriamanitra anefa no natahoran' i Tobia noho ny mpanjaka, ka nalainy ihany ny fatin' ireo novonoina, nafeniny tao an-tranony, dia naleviny nony alina. Ce soir-là, je pris un bain, et j' allai dans la cour, je m'étendis le long du mur de la cour. Comme il faisait chaud, j' avais le visage découvert,
Tb 2:10 Indray andro, nony tonga tao amin' ny tranony izy, ilay sasatra loatra avy nandevina ny maty iny, dia niretaka teo ambody rindrina; ka nosintonin-tory. je ne savais pas qu' il y avait, au-dessus de moi, des moineaux dans le mur. De la fiente me tomba dans les yeux, toute chaude; elle provoqua des taches blanches que je dus aller faire soigner par les médecins. Plus ils m' appliquaient d' onguents, plus les taches m' aveuglaient, et finalement la cécité fut complète. Je restai quatre ans privé de la vue, tous mes frères en furent désolés; et Ahikar pourvut à mon entretien pendant deux années, avant son départ en Elymaïde.
Tb 2:11 Mbola natory teo izy no nisy tain-tsidintsidina mbola mafana nilatsaka avy any amin' ny akaniny, teo amin' ny masony roa ka tonga jamba izy. A ce moment-là, ma femme Anna prit du travail d' ouvrière, elle filait de la laine et recevait de la toile à tisser,
Tb 2:12 Fitsapana navelan' Andriamanitra hihatra aminy izany, mba ho atao fakan-tahaky ny taranaka any aoriana ny faharetany, toy ny an' i Joba lehilahy masina. elle livrait sur commande et on lui payait le prix. Or, le sept du mois de Dystros, elle termina une pièce et elle la livra aux clients. Ils lui donnèrent tout son dû, et de plus ils lui firent cadeau d' un chevreau pour un repas.
Tb 2:13 Fa satria hatramin' ny fahazazany, no natahorany an' Andriamanitra, sy nitandremany ny didiny mandrakariva, dia tsy mba nanana alahelo tamin' Andriamanitra izy, tamin' izany azon-doza tonga jamba izany; En rentrant chez moi, le chevreau se mit à bêler, j' appelai ma femme et lui dis : "D' où sort ce cabri? Et s' il avait été volé? Rends-le donc à ses maîtres, nous n' avons pas le droit de manger le produit d' un vol."
Tb 2:14 fa naharitra tsy azo nohozongozonina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra izy, nisaotra azy isan' andro nandritra ny andro niainany. Elle me dit : "Mais c' est un cadeau qu' on m' a donné par-dessus le marché!" Je ne la crus pas, et je lui dis de le rendre à ses propriétaires j' en rougissais devant elle . Alors elle répliqua : "Où sont donc tes aumônes? Où sont donc tes bonnes oeuvres? Tout le monde sait ce que cela t' a rapporté."
Tb 2:15 Toy ny nanebahan' ireo loham-pirenena an' i Joba, lehilahy sambatra, no nanarabian' ireo havana aman-tsakaizan' i Tobia ny fitondra-tenany,
Tb 2:16 nataony hoe: Fa zary inona ity fanantenanao, tamin' ny nanaovanao fiantrana sy nandevenanao ny maty?
Tb 2:17 Nanarin' i Tobia izy ireo, nataony hoe:
Tb 2:18 Aza miteny toy izany fa zanaky ny olo-masina isika, ka ilay fiainana tsy maintsy homen' Andriamanitra an' izay tsy mitsoaka na oviana na oviana amin' ny firaiketam-po aminy no antenaintsika.
Tb 2:19 Anna vadiny nandeha isan' andro, nanenon-damba, ary izay mety ho azony, tamin' ny asan-tànany dia nentiny niverina hiveloman' izy ireo.
Tb 2:20 Toy izany no sendra nandraisan-dravehivavy zanak' osy, ka nentiny tao an-trano.
Tb 2:21 Nony nandre ny fibarareok' ilay zanak' osy ny lahy, dia nanao hoe: Jereo, fandrao zanak' osy nangalarina izany, ka avereno any amin' ny tompony, fa tsy mahazo mihinana na inona na inona avy amin' ny halatra isika, na dia mikasikasika izany akory aza.
Tb 2:22 Izay, dia novalian' ny vavy an-katezerana hoe: Miharihary fa foana tokoa ny fanantenanao; izany no vokatry ny fiantranao?
Tb 2:23 Izany sy ny toy izany no teny fikizahany azy.

<-
->