| Entry | 1 zazavavy |
| Elementary words | 2 zaza, 3 vavy |
| Part of speech | 4 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in French |
7 petite fille
[1.3] |
| Examples |
8 Somary nientan-kafaliana ity zazavavy.
[2.895#]
9 Dia ravahana izay zazavavy tsara tarehy. [1.437#] 10 Tsy fantatro akory izany zazavavy izany. [2.928#] 11 Fantatro avy hatrany fa vahiny ilay zazavavy. [2.4#7] 12 Mahasosotra izany mifanakalo lamba tamin' iny zazavavy iny. [2.499#99] |
| Updated on 2026/04/20 |
|