| Entry | 1 volamena |
| Elementary words | 2 vola, 3 mena |
| Part of speech | 4 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena.
[1.1] 8 karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena [1.13] |
| Explanations in English |
9 gold
[1.7] |
| Explanations in French |
10 [Tanala] or. Associé au monde du ciel
[1.6] 11 or [1.3, 1.8, 1.13] 12 or (métal) [1.5] |
| International |
13 Au
[3.1] |
| Examples |
14 Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena
[2.996]
15 Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470#90] 16 Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471#59] |
| Vocabulary | 17 Chemistry |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Tables and plates |
19 Periodic Table |
| Article | 20 Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
| Anagrams | 21 valomena, volamena |
| Updated on 2026/04/21 |
|