|
|
|
|

Entry1  vavan' ny maty an-drano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Teny mamy na be fampanantenàna noho ny hamaizana, nefa tsy tanana akory rehefa lasa ny loza [1.1]
Elementary words  4  vava, maty, rano

Updated on 2023/05/15