|
|
|
|

Entry 1  tsentsina
Part of speech  2  noun or adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  22 Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy
23 Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano
24 Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana
25 Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay
26 Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1]
Explanations in French  27 bouché [1.13]
Analogs  28  tampina
Combinations  29  12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsentsina

Updated on 2026/04/22