|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tampina
Part of speech  2  noun or adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  12 Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vava fery
13 Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin' ny lakana ka tsy niditra firy ny rano
14 Misy zavatra misakana, ka tsy afa-mandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano
15 Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin' ny varavarankely tsisy fitaratra ~ Asio tampina ity akanjo ity fa loaka [1.1]
Explanations in English  16 plugged, corked [1.7]
Explanations in French  17 bouché [1.3#662, 1.8, 1.13]
18 obstrué [1.3#662, 1.8]
19 fermé
20 ce qui bouche, obstrue, un morceau d'étoffe servant à boucher le trou d'un habit, action de boucher: Asio tampina ity pataloha ity, fa loaka (Mettez un morceau d'étoffe à ce pantalon pour boucher ce trou) [1.3#662]
21 fermé, cicatrisé en parlant d'une plaie
22 [Sakalava+Tsimihety] (de tampina). Nom d'une plante qu'on applique sur les blessures pour en faciliter la cicatrisation. Voir aussi tampinangatra. [1.196]
Examples  23  Rahefa tampina ny masoko, dia nandeha indray ny fiarakodia. [2.471#57]
24  Izany fitafiana rehetra izany, na ny ambony na ny ambany, dia samy nisy tampina avokoa. [2.4#67]
Analogs  25  tsentsina
Combinations  26  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tampina

Entry (2/2) 27  tampina
Part of speech  28  noun
Explanations in French  [1.196]
Vocabulary  29  Botany: medicinal plants

Anagrams  30 mpitana, tampina

Updated on 2026/04/22