|
|
|
|

Entry 1  manentsina
Root  2 tsentsina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana. [1.1]
9 manisy zavatra hanampenana lavaka [1.13]
Explanations in French  10 boucher [1.13]
Examples  11  Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay [2.424#]
12  Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4#]
Combinations  13  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manentsina
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21