|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tsena
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  8 Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io. [1.1]
Explanations in English  9 a market [1.7]
Explanations in French  10 marché [1.3#758, 1.8]
11 bazar, la place du marché [1.3#758]
Combinations  12  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsena
Proverbs  13  Proverbs containing that word
Illustrations 
14  15  16 

Entry (2/2) 17  tsena
Part of speech  18  Unspecified
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  27 Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. [1.1]
Explanations in French  28 action d'aller au-devant, à la rencontre de [1.3#758]
29 action de rencontrer [1.8]

Anagrams  30 antse, 31 senta, tsena

Updated on 2026/04/21