|
|
|
|

Entry 1  tsenaina
Root  2 tsena
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin' ny seranam-piaramanidina ny zanany
9 Setraina: Nisosososo nde-hibeda an' ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin' ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon' afo" R.R.R.) [1.1]

Anagrams  10 itsenana, tsenaina

Updated on 2026/02/04