|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mifanena
Root  2 tsena
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1]
Explanations in French  9 se rencontrer réciproquement [1.107]
Examples  10  Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324]
11  Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4#39]
12  Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5#92]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 14  mifanenà
Root  15 tsena
Part of speech  16  imperative of active verb mifanena [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  17 manefina, mifanena, mifanenà

Updated on 2026/08/13