|
|
|
|

Entry (1/5) 1  tratra
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  23 Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy
24 Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko
25 Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho
26 Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany
27 Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana [1.1]
Explanations in English  28 overtaken [1.2, 1.7]
29 caught [1.7]
Explanations in French  30 attrapé, pris, atteint [1.8]
Examples  31  Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka [2.472]
Combinations  32  54 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tratra
Proverbs  33  Proverbs containing that word

Entry (2/5) 34  tratra
Part of speech  35  noun
Morphology 
36  Simple :
37  Simple :
Derivatives 
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  39 Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. [1.1]
Explanations in English  40 the breast [1.2]
41 the chest [1.7]
Explanations in French  42 la poitrine [1.3, 1.8]
43 le poitrail [1.3]
Examples  44  Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony [2.470]
Vocabulary  45  Biology
Holonym 
Co-meronyms 
Combinations  61  19 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tratra
Proverbs  62  Proverbs containing that word

Entry (3/5) 63  tratra
Part of speech  64  noun
Explanations in Malagasy  65 [Antambahoaka] refy [1.78]

Entry (4/5) 66  tratra
Part of speech  67  noun
Explanations in Malagasy  68 [Antesaka] fifanarahana [1.78]

Entry (5/5) 69  tratra
Part of speech  70  noun
Explanations in French  71 [Betsimisaraka] (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [1.196]
Vocabulary  72  Botany

Updated on 2026/04/21