|
|
|
|

Entry 1  manatratra
Root  2 tratra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra
9 Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao
10 Mamonjy
11 Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1]
Synonyms  12 mamonjy

Updated on 2026/04/22