Entry | 1 lamosina |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
4 Biology |
Explanations in Malagasy |
5 Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1] |
Explanations in English |
6 the back [1.2, 1.7] 7 [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2] |
Explanations in French |
8 le dos [1.3#382, 1.8] |
Examples |
9 Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369] 10 dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424] 11 ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59] |
Compound words |
|
Holonym |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word lamosina |
Updated on 2023/03/20 |