|
|
|
|

Entry (1/8) 1  to
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 [Antesaka+Bara+Tanosy] marina [1.78]
11 marina [1.1, 1.13]
12 mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
13 Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [1.1]
14 voamarina, ekena [1.13]
Explanations in French  15 vrai [1.3.fr#704, 1.13]
16 véritable, qui est conforme au vrai, à la justice; accepté, observé [1.3.fr#704]
17 vérifié [1.13]
Examples  18  Moa va re dia tsy ho to araka ny faniriany? [2.817#]
19  Teny to no eo amin' ny molotry ny mpanjaka; [2.996#24.016.010]
20  Burton, tena mahay teny malagasy, mazava hevitra, to teny. [2.356#208]
Combinations  21  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word to
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Entry (2/8) 23  to
Part of speech  24  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  26 [Tanosy] fahamarinana [1.78]

Entry (3/8) 27  to
Part of speech  28  Unspecified
Explanations in Malagasy  29 Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [1.1]

Entry (4/8) 30  to
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32 teny anti-miantso ny alika [1.1]
Synonyms  33 toa

Entry (5/8) 34 
Part of speech  35  adjective
Explanations in Malagasy  36 [Sihanaka] ity [1.78]
Synonyms  37 tao

Entry (6/8) 38  to~
Part of speech  39  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  40 Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [1.1]

Entry (7/8) 41  to    
Part of speech  42  preposition [Full list]
Explanations in English  43 mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [1.17]
Combinations  44  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word to

Entry (8/8) 45  to    
Part of speech  46  preposition [Full list]
Explanations in English  47 ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [1.17]

Updated on 2026/04/22